Miary & Aina

Miary & Aina

Share

Life doesn’t end when you fail, it begins when you decide to try again.

19/03/2026

Salama eh🥰

Arak’ilay efa nampanatenainay anareo dia ity ilay bon plan sushi.🍱

Tao amin’ny Korea street food mo no nandehanany tamin’ity episode 1 ity. 🤩

Ialana tsiny moa raha izao vao nivoka ny vidéo fa mijereva finaritra tompoko!

Lieu📍: Bypass apitan’ny BMOI

Merci beaucoup tamin’ny fandraisana fa tena mahafinaritra be foana ❤️

10/03/2026

Salama eh! 😊
Anisan’ny zavatra hataonay koa ny hi-partage miaraka aminareo ny bon plans resto sy dégustation sakafo eto Antananarivo sy ny manodidina.
Ao anatin’izany dia hojerentsika miaraka ny cadre, ny toerana, ny prix ary ny zavatra hafa koa 🙂‍↕️.
Ny hanombohantsika azy amin’ity semaine ity dia ny SUSHIS 🍱. Betsaka no tia azy, mety misy koa anefa no mbola tsy tia. Fa angamba mety hampiova hevitra anareo ny vidéo ho avoakanay, ka aza miala lavitra.
Noho izany dia hoentinay ianareo hanandrana sushis miaraka aminay, any amin’ny toerana iray izay mbola tsy nandiso fanantenana anay hatramin’izay.
Bonne semaine daholo 😘

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Alasora Andohalo
Antananarivo
101