MAZI FC

MAZI  FC

Share

⚽ Ekipa Football MAZI FC Antananarivo
💙 Fitiavana baolina | Fandresena | Fanohanana tsy tapaka.

22/05/2026

Tanjona iray, fo iray, ekipa iray 💪

22/05/2026

⚽ ENTRAÎNEMENT MAZI FC ⚽️

📅 Sabotsy 23 Mai 2026
🕤 Amin’ny 09h30
📍 Terrain Ambany Ankatso

Tongava ara-potoana daholo 💪
Mitohy ny fanomanana sy fanatsarana ny ekipantsika 🔥⚽

21/05/2026

🎓 GUIDE D’ORIENTATION POUR LES LYCÉENS 🎓
📚 Torolalana ho an’ny mpianatra Lycée

Ny fikambanana M.A.Z.I (Mpianatra Ambaratonga Ambony Zanak’Ifanja) dia manasa antsika mpianatra rehetra hanatrika ny Guide d’Orientation izay hanampy amin’ny:

✅ Fisafidianana filière sahaza
✅ Fampahafantarana ireo université sy institut supérieur
✅ Fanazavana momba ny concours sy ny fepetra fidirana
✅ Torohevitra momba ny hoavy sy ny asa

📍 PROGRAMME
🗓️ 04 Juin 2026
📌 Commune Rurale Sarobaratra Ifanja
🏫 Lycée Privé Croix Blanche
⏰ Manomboka amin’ny 08ora maraina

🗓️ 05 Juin 2026
📌 Commune Rurale Anosibe Ifanja
🏫 Tranompokonolona Anosibe Ifanja
⏰ Manomboka amin’ny 08ora maraina

✨ “Ny safidy anio no manorina ny hoavy.”
✨ “Le choix d’aujourd’hui construit l’avenir.”

🤝 Partenaire : ( SP)

📞 Informations :
038 63 523 98 / 033 73 665 88

16/05/2026

🏆 TOURNOI REINE D’IFANJA
🔥 1/8 DE FINALE 🔥
⚽ MAZI FC Féminine
🆚
⚽ FKT Ampahimanga
📍 Kianja maitso Betongolo Ifanja
💪 Tonga ny fotoana hanehoana ny herin’ny ekipa!
🔥 Ady mafana no andrasana… iza no hiakatra amin’ny manaraka?
💙 Tohano ny MAZI FC Féminine! 💙

16/05/2026

🔥⚽ MAZI FC AO ANATIN’NY REINE D’IFANJA 2026 ⚽🔥

Faly izahay mampahafantatra fa ny MAZI FC dia isan’ireo ekipa mandray anjara amin’ny tournoi lehibe 🏆 REINE D’IFANJA 2026 👑⚽

💚 Fotoana iray hanehoana ny talenta, ny herim-po ary ny firaisankina eny an-kianja izao!

👉 Manasa anareo rehetra mpankafy sy mpanohana:

Tongava maro hanohana ny ekipantsika

Asehoy ny fitiavana ny baolina kitra

Ento miaraka ny hafanam-po!

💥 MAZI FC – Vonona hiady, vonona handresy! 💥

📣 Aza adino ny manaraka hatrany ny vaovao sy ny vokatra!

⚽🔥

14/05/2026

🏁𝗙𝗜𝗡 𝗗𝗨 𝗠𝗔𝗧𝗖𝗛 🏁

Quelle prestation des joueuses de MAZI FC Féminine 💥⚽

✅ MAZI FC Féminine 3️⃣
❌ STK MANARINTSOA 0️⃣

Une victoire bien méritée après un match maîtrisé du début jusqu’à la fin 👏🔥
Félicitations à toute l’équipe pour le travail, la solidarité et l’envie montrée sur le terrain 💪💙

Merci également aux supporters venus encourager l’équipe durant cette rencontre 🙏

Buts — Combativité — Discipline — Victoire




09/05/2026

⚽ MATCH AMICAL ⚽

🔥 Équipe Féminine 🔥

💙 MAZI FC Féminine
🆚
❤️ STK MANARINTSOA

📅 Jeudi 14 Mai 2026
🕐 Manomboka amin'ny 13h00
📍 Terrain NY HAVANA 67ha

Tongava maro hanohana ny ekipantsika vehivavy 💪⚽
Mirary lalao tsara ho an'ny ekipa roa tonta 🙏

NB: Ho an'izay te hiditra ao anaty ekipa MAZI FC dia tongava mp.

08/05/2026

📢RECRUTEMENT MAZI FC Féminine ⚽🔥

Ny klioba vehivavy MAZI FC dia mandray mpilalao vaovao mbola maniry hiditra sy hivoatra amin’ny baolina kitra.

🗓 Daty :
Asabotsy 09 Mai 2026

🕙 Ora :
10h00 maraina

📍 Toerana :
Terrain Ankatso Ambany

👧 Ho an’ireo :

Tia baolina kitra
Vonona hanao entraînement

Te hiditra klioba vehivavy

📞 Contact :
038 63 523 98

🔥 “Asehoy ny talentanao, midira ao amin’ny MAZI FC Féminine !”

27/04/2026

⚽ MAZI FC FÉMININE ⚽

ENTRAÎNEMENT & RECRUTEMENT

📅 Sabotsy 02 Mai 2026
⏰ 10h00 maraina
📍 Terrain Ambany Ankatso

🚨 Mbola mandray mpilalao vaovao izahay !

Raha mbola maniry ny hiditra ao amin'ny MAZI FC Féminine, dia tongava mandray anjara amin'ny entraînement amin'io Sabotsy io.

👉 Fotoana tsara hanehoana ny talentanao sy hiditra ao anatin'ny ekipa !

Tongava maro!

22/04/2026

⚽ MAZI FC FÉMININE ⚽

📢 Entraînement & Détection

Le club MAZI FC organise une séance d’entraînement accompagnée d’une détection pour les joueuses souhaitant intégrer l’équipe féminine.

🗓 Date : Samedi 25 avril 2026
📍 Lieu : Terrain Ankatso (ambany)
⏰ Heure : 10h00

👉 Ouvert à toutes les joueuses motivées et passionnées de football.

Venez nombreuses ! 💪⚽

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo