27/11/2023
SERVIETTE DE SPORT – SERVIETTE DE YOGA
Serviette antidérapante en microfibre pour sport, fitness, yoga, pilâtes, entrainement …
- Microfibre super doux et absorbant
- Design antidérapant
- Facile à laver et à sécher
- Dimension : 1m x 30 cm
- Couleur disponible : rose, bleu foncé, bleu ciel, blanc, gris, violet
Adresse : SHOPPING CENTER BEHORIRIKA – 3e étage - Box 04, 05, 06 et 07
-En face Chamsul Behoririka na Toyota Rasseta Behoririka (andrefan'ny rano maimbo)
-Tel : 034 23 875 50 - 034 15 255 77 – 032 97 408 80
-WhatsApp : +261 38 82 982 13
-Venez! parking gratuit et sécurisé pour les clients !
-Livraison Tana ville
-Mandefa amin’ny Faritany
22/05/2023
BANDE RESISTANCE ANNEAU – Misy épaisseur 5 karazany
- Bandes de résistance pour fitness et Musculation
- Disponibles en couleurs et épaisseurs :
o 6.4 mm
o 13mm
o 22 mm
o 29 mm
o 32mm
o 45 mm
- En latex très résistant haute qualité
- Tsara qualité
✅ Tel : 034 26 341 36 - 038 74 989 97
☸️ WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay
Mandefa any amin’ny faritra
14/12/2022
OREILLER DE SOUTIEN DU DOS
Manasitrana ny aretin-damosina, izany hoe manitsy sy miaro ary manasitrana ny taolan-damosina amin’ny ankapobeny mihintsy.
Na ao antrano na any amin’ny birao eny fa na entina matory mihintsy aza.Tsara kalitao, afaka sasana hiany koa.
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
14/12/2022
COUSSIN DE MASSAGE POUR SIEGE DE VOITURE/BUREAU – Manasitrana aretin-damosina
MORABE : 20 000 ar , maka 2 dia 35 000 ar‼️‼️
- Coussin lombaire pour siège de voiture, pour le bureau,
- afaka apetraka amin’ny seza rehetra : ao an-trano, birao, aanaty automobile, etc…
- miankina aminy fotsiny anao defa mihatsara ny lamosina
- Conception en maille et creuse, ventilée, fraîche
- Coussin de soutien lombaire en maille
- Soulager votre conduite et la pression de travail.
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
14/12/2022
Bande élastique antidérapant en tissu élastique - tsara qualité matevina 3 pièces
▶️3 résistance 3 épaisseur– fampiasa amin’ny exercices marobe : squat, abdo, exercices au sol marobe …
▶️Tsy malama rehefa anaovana exercice
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
05/12/2022
CORDE ONDULATOIRE ♀🧘
🏋️Manalatavy sy manamafy ny sandry
🏋️exercice cardio tsarabe , vetivety dia mahatsemboka
🏋️Mampatanjaka sy mampitombo endurance
🏋️Mampiasa ny vatana rehetra : sandry, abdo, ambany,….
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
05/12/2022
MASQUE MOTO
Modèle amin’ny endrika tsara kely, natao hiarovana tsara ny tarehy rehefa mitondra moto amin’ny :
✅Ny rivotra amin’ny maso
✅Ny maso amin’ny masoandro sns …
✅Qualité tsara sady mafy
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
05/12/2022
GENOUILLERE LT6
Soutient aux genoux, de stabiliser les ligaments et les méniscectomies.
- Tsara qualité
- Prévenir les blessures et faire de l'exercice en toute sécurité
- Vous protège des blessures pendant le sport, soulage les raideurs musculaires, les douleurs supplémentaires.
- Peut être utilisé à gauche ou à droite, ce qui est idéal pour les hommes et les femmes.
- Conçu pour un confort et une respirabilité tout au long de la journée.
- Convient à tous les sports, tels que la course, le basket-ball, le football, le football, le golf, le cyclisme, le tennis, la randonnée et le volley-ball, etc.
- Tissu doux et confort
- Tsara qualité
- Lavable azo sasana
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay
Mandefa any amin’ny faritra
02/12/2022
BODY TRIMMER
Fampiasa an-trano
Fampiasana azy 10 ka hatramin’ny 30 mn isan’andro, dia ahitanao ny fahatsaran’ny vatanao
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
02/12/2022
PISTOLET MASSAGE
Tsy mila namana intsony ianao ra anao massage fa ity fitaovana ity dia efa afaka anaovanao massage ny vatanao rehetra.
🤩 misy lohany efatra isafidianana amin’izay faritra tianao atao massage
🤩 Autonomie : 45 mn. Batterie : 2400 mAh
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
02/12/2022
ARMBLASTER
💪 Ho antsika mpikotrana rehetra indrindra ny mpibata poids.
💪 Manapy sady miaro amin’ny fibatana poids
💪 Tsara qualité
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra
29/11/2022
BARRE PILATE
💗 Afaka anaovana exercices marobe samy hafa
💗 Manatsara bika
💗 mety anaovana exercices betsaka izay mety aminao : abdominaux, bras et les jambes,….
💗 Afaka ampiasaina amin’ny toerana rehetra, mora entina
✅ Tel : 034 26 341 36 / 034 66 535 86
WhatsApp : 038 82 982 13
Manao livraison izahay tompoko
Mandefa any amin’ny faritra