30/09/2026
Carlos Espí no tena ilain’ny Real Madrid amin’ny toeran’ny attaquant 9. 🤍🔥
Mila 9 tena izy ny Real Madrid: mpanafika mahay mametraka baolina anaty filet, mahay miady amin’ny défense, ary vonona hiditra ao anaty surface.
Carlos Espí? Mety ho vahaolana. Omeo fotoana ilay lehilahy! ⚽👑 Hala Madrid!