02/09/2026
Tsy mahay fa mba manositsositra 😉
tsy nianatra fa mba tsy mandany vola amy salon de beauté 😅
ARTISTE
02/09/2026
Tsy mahay fa mba manositsositra 😉
tsy nianatra fa mba tsy mandany vola amy salon de beauté 😅
01/09/2026
Efa niainako ny fiainana mpanakarena, mahantra,ary ny antonony fa saingy ny ts mampitovy azy dia ny fahitan'olon'anao ety ivelany sy ny vola miditra sy mivoka ao amposinao no tsy mampitovy azy,nefa rah olona mahay miaina ianao,mahay mionona ,amizay anagnanao sy mahay mandanjalanja ary mahay miara monin'amin'olona sda ho sambatra hiany❤️
ianareo Zao mety misy tsy mahay fa na ireo mpanakarena ireo mety hitanao tsara fiainana sy milamina fa mety misy rah tsy mety anagnany nefa tsy voa vidiny vola nefa anagnanao ☝️mety ho fitiavana marina,mety ho zanaka sns.... ny tiako hatongavana de aza mora kivy na malahelo ref mis zavatra tianao hanagnana ka ts azonao fa vo maika miezaka,mitraka,de araho amy vavaka🙏mila courage eeeh 👍 soit motivé 💪fa Raha jiaby tssy Tonga2 ho azy☝️
31/08/2026
31 août zao faravolan- dramikomiko hoy ny gn'aminay agny😅Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra ry mpankafy Malala 😘
30/08/2026
Ny ankony omalynay tany LOKOMBY 😍aleo ny sary no hilaza azy fa ts haiko ny mi werawera👍
30/08/2026
Arahabaina fa candidate N' 11 no nahazo ny Concours Tiktok tsika MANJEKY,aminy réaction sady partage bé indrindra 👍 mankasitrak'amizay nandray Anjara de aza kivy ho an'izay resy fa manetsa bé Mbola ho avy🙏
28/08/2026
Isaorako maventy fa tena nanjeky gny ambiance niaraka t@ vahoaka ny ANDEMAKA 🙏 LOKOMBY koa hamaray miomana fa his rah eeeen 😉
25/08/2026
ANDEMAKA !!! 🚨🚨🚨 LOKOMBY,!!!🚨🚨🚨j'arrive 👍miomana fa rampitso 26 août gny ftonantsika☝️hanjeky Baneny amin'io en! asany ze tsy hanjeky eeeh 🤭 Tohizantsika29 koa👍
Tournareo am faritry Sud-Est eky koa zao😘
23/08/2026
bonjour !ho anareo zay ef nandray Anjara t@ le concours tiktok de ampatsiahiviko fa efa 1 semaine sisa de mba samy miezaka faraparany manaova partage ny vidéo sy mangataka réaction 👍
fa Mbola tsy t**d kosa ho an'izay Mbola te handray Anjara,☝️MBA tsapatsapao n'y vintana.
izay Ary ra bonne chance aby antsika rehetra amizay rehetr'atao😘
22/08/2026
Tsy namandreo hono tegna ref tsy hisotro eeeh 😅 tchin ! 🥂tchin !🍻zäh aloha de tena tsy namany toaka fa mba fahalalam-pomba hiany eh🤭