Happy 1st anniversary Ovy'tsik ❤
To God be the Glory.
Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra nanohana anay foana nandritra izay herintaona izay.
Tsy mora niatrehana izay fotoana izay fa teo foana ianareo mpanjifa, namana, fianakaviana nanome torohevitra ho fanatsarana hatrany.
Dia misaotra sahady ny amin'izay mbola ho ataonareo ihany koa. Mbola alavitra ny lalana ary vonona izahay hanome ny tsara indrindra avy aty aminay hatrany.
Ho ela velona ny Ovy'tsik
Hitsako isika dia hitsiky 😁
Ovy'tsik
Vokatra vita avy amin'ny ovy avy ao amin'ny faritra Vakinankaratra
01/01/2023
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra ny Ovy'tsik amin'ity taona vaovao 2023 ity 🎉🎈
03/12/2022
Retour en photos du jour 🤗😍
03 Décembre 2022.
🎄Évènement Kilonga🎄
Les kilonga fêtent Noël sans oublier les chips au choco d'OVY'tsik 🍫
Fotoana mamy kely 😍
30/11/2022
Qui dit Ovy'tsik dit chips au choco, 🍫🥔
Qui dit chips au choco dit ovy'tsik 🥔🍫
Les fondatrices?
Avotra Miharivola
Miarisoa Hasinjanahary
Faneva Toffy Toffy
Ëllē lã Souriantē
⏺Comment identifier nos produits🤔?
✅Emballages personnalisés Ovy'tsik,
✅commercialisés et publiés sur la page Ovy'tsik ainsi que les comptes perso des membres mentionnés supra.
✅Prix unique 3000 ariary le sachet de 75g
Mais surtout,
✅Un goût tout simplement wow, (à vous de goûter)
🍫Choisissez l'original🍫
P.S : Prochain Rendez-vous ce samedi 03 Décembre à Mandaniresaka avec Kilonga.
Nous recevons avec plaisir vos commandes 🤗.
Mitsako dia Mitsiky 😁
08/09/2022
Efa ety amin'ny vitrine du Vakinankatra ny ekipan'ny OVY'TSIK
Manasa antsika rehetra hitsidika 😊
Ovy'tsik, Mitsako Dia mitsiky
07/09/2022
Miarahaba antsika rehetra 😊,
Faly indray ny OVY'TSIK manome fotoana antsika eny amin'ny Vitrine du Vakinankaratra manomboka rahampitso faha 08 septambra ka hatramin'ny 10 septambra tontolo andro.
Ho hitantsika eny indray ny chips au chocolat.
Ndao hitsako dia hitsiky 🤗
👉Stand n°04 no misy anay,
Manantena ny fahatongavantsika rehetra ary 🤗
Arahaba tratry ny Asaramanitra 2022 🇲🇬
Mirary soa ho an'ny malagasy rehetra ny Ovy'tsik 🌠
24/04/2022
Team OVY'tsik
23 avril 2022
3i 5è édition
Mankasitraka antsika rehetra nanohana foana 🤗 vonona hatrany ny ekipa hanome ny tsara indrindra 🤗
"Mitsako dia mitsiky"😄
Mirary fetin'ny p***a sambatra ho antsika ny team Ovy'tsik
13/04/2022
Mety tsara atao goûter ny chips ovy'tsik 😍
Misaotra anareo mpanjifa mavitrika ny vokatra ovy'tsik.
Ianao koa, safidio ny chips au choco an'ny ovy'tsik atao goûter, na cocktail ihany koa.
Ovy'tsik mitsako dia mitsiky
09/04/2022
Fisaorana lehibe no atolotray anareo manohana hatrany ny ovy'tsik
Nahafinaritra ny fiarahana anio, nandihy dia nitsako dia nitsiky, isaorana manokana ny mpiaramiasa Maphilouh Andriantsoa
Ireto ny sary vitsivitsy nanamarika ny androany 📷
indray ô
Ovy'tsik mitsako dia mitsiky
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Antananarivo