Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny page ! ela ela zay a!
manaova presance kely ary izay vonona hanaraka live kotrana@ lahady
Body Fitness &Gym Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Body Fitness &Gym Mada, Antananarivo.
21/09/2024
Efa mafana ny andro koa aza matoritory fa ndao hirakara vatana daholo sady ho fahasalamana e!
01/08/2023
Hoany ilay namana miteny we raovina zay vao mba otrzao eny andalana sy eny aminy fiarahamonina eny, ny kotrana anie ry olona sy ry akama isany hatao vao mahazo forme fa tsy andrasana e! Ary tadidio ho anao izay manana fanirina ny ho ngeza, na efa ngeza ianao fa mba tinao ho kelikely n'y vatanao indrindra ianareo andriambavilanitra ,ny sakafo alo lanjalanjaina fa ny kotrana fanapiny fotsiny, makasitraka arao fona ny page tsika
01/08/2023
Aiza daholo ny namana eto Majunga ?
01/08/2023
Majunga kely ndray alo fa aty mba mafana
19/06/2023
Mbola ato daholo ve le namako tia mikotrana rehetra? Mangatsika zao ny andro ,aoka tsy hataotsika sakana izany fa mila manao sport fona na dia 30 mn par jour fotsiny aza,tena ilainy vatana io indrindra amin'izao andro mangatsika zao,mazto mikotrana daholo eππππ
11/05/2022
Miarahaba anareo rehetra mbpanaraka ny page, hoavy eto amizay aho hifapizara vaovao mombany kotrana sy ny rΓ©gime aminareo mpakafy koa harao tsy tapaka ny page tsika ,
13/04/2021
04/02/2021
Kely sisa de ho arahanao eto@ page ny toroevitra sy ireo fikafika etitsika hikolokolona vatana
22/01/2021
Miarahaba antsika reverra auto @ page, hozaraina @ tsika tsy ho ela eto ireo fikafika madinidinika mombany resaka musculation,sy fitness ,arao tsy rapala ny page tsika
Click here to claim your Sponsored Listing.