Kenjo Fitness

Kenjo Fitness

Share

Ici, on bouge, on transpire et on progresse. Rejoins-nous pour atteindre tes objectifs et te sentir au top chaque jour!

13/06/2026
11/06/2026

Atolotray anareo sahady ny fandaharam-potoana eto amin'ny Kenjo Fitness amin'ity faran'ny herinandro ity :)

➡️Boxe anglaise miaraka amin'i Definar Clay sy maître Feno amin'ny 6ora sy sasany maraina

➡️Dance fitness miaraka amin'i Haingonirina Arivelo Randrianjohany @ 9 ora maraina

➡️Dance kids miaraka amin'ny Dance Kids by Coach Anita @ 2 ora sy sasany tolakandro

'ndao hiaraka aminay ary ;)

10/06/2026

Ary ianareo, efa nahita na nahatsapa fiovana ve hatramin'ny nanombohana nanao sport?

Zarao aminay amin’ny commentaire 👇

Photos from Kenjo Fitness's post 09/06/2026

Rahampitso indray ny séance boxe anglaise eto amin'ny Kenjo Fitness a 😊

Ho anareo ilay manontany hoe ohatran'ny ahoana ny fandaharam-potoana dia ireto avy ary ilay izy :

👦 Ankizy (manomboka 5 taona) : amin’ny 2:30 tolakandro
🥊 Lehibe : amin’ny 5 ora hariva

Tongava maro ary aza misalasala fa misokatra ho an’izay te hianatra izahay 💪


04/06/2026

Tsy ny vatana ihany no mahazo tombony amin’ny sport 😉

Manampy hampihena stress, manome énergie ary mampifaly saina koa izy! 💪✨

Ary ianao, inona no antony anaovanao sport? 😁

04/06/2026

🔥 SABOTSY @ KENJO FITNESS 🔥

🥊 06h30 — Boxe Anglaise ho an'ny lehibe miaraka amin'ny maître Feno sy Definar Clay

💃 09h00 — Dance Fitness miaraka amin'ny Haingonirina Arivelo Randrianjohany

🕺 14h30 — Dance Kids miaraka amin'ny Dance Kids by Coach Anita

🥊 16h00 — Boxe Anglaise ho an'ny ankizy miaraka amin'ny maître Feno sy Definar Clay

Amboary dieny izao ny fotoana an :)

Miandry anareo izahay 💛🖤

02/06/2026

Salama daholo! :)

Aza adino ny séance boxe anglaise eto amin’ny Kenjo Fitness rahampitso :
👶 Ankizy : 14h30
💪 Lehibe : 17h00

Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 0346918851 na tongava en mp :)

'ndao ary ;)

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ambondrona
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 06:30 - 12:00