ilalao Bibim

ilalao Bibim milalao, manandrana, miaina, fiara, mizara, tontolo

Si tu peux le rêver, alors tu peux le faire ;) Azo atomboka @ izay misy ao foana lesy a, tsy voatery hiandry zavatra goa...
25/05/2026

Si tu peux le rêver, alors tu peux le faire ;)

Azo atomboka @ izay misy ao foana lesy a, tsy voatery hiandry zavatra goavana be sns anie vao hiaina passion e :p

raha zaraina ilay zavatra tsapa eo @ ligne de départ dia :tena tonga dia maivana sa "liberté" no mahalaza azy, tsy misy ...
14/05/2026

raha zaraina ilay zavatra tsapa eo @ ligne de départ dia :

tena tonga dia maivana sa "liberté" no mahalaza azy, tsy misy afatsy feon'ny moteur sy ny lalana... sahala @ tsy eto an-tany fa tena any @ tontolo hafa mihitsy. Tsy misy na inona na inona intsony na olana, na olona .... sns ivelan'ny fiara, tena hoe fiara sy lalana sisa, ohatra ny tsy misy na ny fotoana aza; tena sarotra hazavaina izay moa izy io 😅 izay angamba ilay hoe sahala @ manofy 😇 misy hery ohatra ny calme anefa sady mangotraka te hitroatra be ao anaty ao 😊 eo ilay raha tsy tazona dia mihoraka ny 6.500 tr/mn 😜

Circuit TMF : raha tsy diso ny tadidy dia toa izao ny fehim-potoana vita :
essai chrono 1'52"
1ère manche : 1'50"
2ème manche : 1'48"

tsy hoe tsara be io, mety ho farany tao anaty classement aza angamba tsy hay ilay essai chrono, fa nihatsara aloha no sur dia izay no zava-dehibe teo.

Efa faly ihany afaka nandray anjara aloha voalohany, fa faly ihany koa @ vokatra azo. Indraindray moa ohatra ny mbola te hanohy izany satria mbola mahita ny azo arenina maromaro mety azahoana fotoana tsaratsara kokoa...
@ maha olombelona moa toetra fahita matetika ny tsy afa-po izay fa te hanatsara foana saingy fahendrena ihany koa ny mahay mionona hoe izay aloha no vita t@iny ka @ manaraka indray miezaka mikaroka.

Lesona voaray :
-Tena nanampy be ilay nandalo copilote (namaky note) vao miakatra piste. Tsy voatery ho iraisan'ny besinimaro moa iny fijery iny fa fijery manokana izy io.
-Tena ilaina be ny roulage "tsy misy miracle io " hoy ilay namana iray izay.
-tsara ny manana ny an'ny tena mba ho afaka manome ny max an'ny tena.

à bientôt pour d'autres aventures ... 😊😉

"learning by doing" hoy ny vahiny 7 taona taty aoriana izy io .... Ny taona 2021 : hanao slalom hono ledala 😄 hianatra, ...
14/05/2026

"learning by doing" hoy ny vahiny

7 taona taty aoriana izy io .... Ny taona 2021 : hanao slalom hono ledala 😄 hianatra, hiezaka, tsy nifanandrina afatsy t@ tenany

tena faly tena faly : nofy moa no tanteraka fa tena sady nangovitra ihany koa niandry ny depart 😁

PS : amort tsotsotra, moteur 1.4 8s (tena kely : à peine 75ch) fa milalao dia maka tsirony aloha dia mianatra no tena laharam-pahamehana.

Misaotra ilay zoky izay (Manintona) nampiaina sy niantso t@ izany, just feeling no niainga 🤝🙏

ie, tsy naka sarotra fa izay nisy no niainana 😅 hanatanteraka nofinofy no tanjona (hividy volant izy tamin'izany ... ) ....
13/05/2026

ie, tsy naka sarotra fa izay nisy no niainana 😅 hanatanteraka nofinofy no tanjona (hividy volant izy tamin'izany ... ) .

izay ilay fijery tena tiana zaraina eto 🔥🔥

tsy voatery hoe hitady zavatra lafo be vao hiaina ilay passion, fa afaka manomboka @ izay misy foana.

maka tsirony aloha sady afaka mianatra dia mivoatra tslem eo...

Eeeeny ary, 🤔🤞🤫
08/05/2026

Eeeeny ary,
🤔
🤞
🤫

Si tu peux le rever : tu peux le faire 🙏🙏=> J'en rêve encore et je le referai 😉🍻
27/03/2026

Si tu peux le rever : tu peux le faire 🙏🙏

=> J'en rêve encore et je le referai 😉🍻

Tantaran'ilay nofinofy fahakely ... -nilalao fiara kely (kapoaka : taritaritina @ hazo kely dia mihagahaga feoana fiara ...
26/03/2026

Tantaran'ilay nofinofy fahakely ...

-nilalao fiara kely (kapoaka : taritaritina @ hazo kely dia mihagahaga feoana fiara rupteur sns milelalela eraky ny tanàna indraindray miaraka @ ankizy manodidina, matetika milalao irery )
-niha lehibe kely dia nanomboka nahita izany hoe jeu video hono
-nanenjika jeu tany @ akama (tsy mahalala sakafo sy andro hariva même indraindray)
-manenjika salle de jeux eran'ny tanàna miezaka mamono record (Alias : ami (nameno carte memoire an'i lerony) ) .... mbola PS1 t@izany CMR2.0 foana no lalaovina
-nijery rallye niaraka t@ ry zalah :p
-niezaka nividy ordi (+ ou 6 gamer )
-niezaka nividy volant (logitech G27/G25 thrustmaster ...)
-nihari-tory amin'izay (niaina tao anaty jeu, nahatsiaro sambatra ery)
.. niteny tao anaty hoe indray andro any : tsy maintsy hilalao bibim (Rallye).
Indray andro any tsy maintsy mihanika podium ( eny e tsy hoe ny ho voalohany @ classement général aloha no tanjona fa arrivé dia efa izy fa un jour viendra ... pourquoi pas podium ana categorie iray ohatra ).

Si tu peux le rever : tu peux le faire hoy ny ntaolo ... k*k

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ilalao Bibim posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share