15/04/2026
Raraka isika💔
Atletico de Madrid 1 - 2 FC Barcelone
Nihintsana teo amin'ny Quart de final izany isika tamin'ny ity Saison ty tamin'ny Ligue des champions.
👉🏼Niady tena niady isika saingy resy ihany, mankasitraka bediabe ny ekipa. Mino aho fa hivoatra hatrany isika💙♥️
Visca Barça 💙♥️
14/04/2026
Lalao anio UCL 💙♥️
Athlètico de Madrid 🆚 FC Barcelona
👉🏼 Lalao miverina Quart de final atao any Madrid♥️💙
Mila maresy isika ary manenjika score.
Hirariana hovitantsika izany Remontada izany anio alina amin'ny 22h.
Visca barca ♥️💙
13/04/2026
Aona ny fahitanareo ny mety Ho lalao Rahapitso? ♥️💙
👉🏼 Zäh manokana dia manantena hatrany fa havita Remontada ny Barça, raha misy ny ekipa mahavita izany dia isika⚔️
Mahatoky ny ekipa isika zalah, Visca Barca 💙♥️
11/04/2026
Lalao anio♥️💙
🏟️ FC Barcelone 🆚 RC Espanyol
⌚ 19h 30
Maharesy isika anio dia manana isa 9 manoloana an'i Madrid.
👉🏼 Aza adino lalao Prono Gold, Score final sy Premier buteur.
09/04/2026
Voka-dalao UCL omaly 🏆
FC Barcelone 0 - 2 Athlètico de Madrid
Resy isika, aina fahitanareo ny lalao tao? 🥲
08/04/2026
Ireo 11 voahantso hanao lalao rahalina ♥️💙
08/04/2026
UCL♥️💙
FC Barcelone 🆚 Athletico de Madrid
🏟️ Camp Nou Spotify
⌚22h 00
🚨Lalao mandroso Quart de Final amin'ny Ligue des Champions.
👉🏼 AZA ADINO LALAO PRONO GOLD ANTSIKA, PARTAGEO AO AMIN'NY COMPTENAO TY PUBLICATION ITY ARY COMMENTEO NY SCORE EXACT SY PREMIER BUTEUR BARCELONAIS💙♥️
05/04/2026
🥇 Mitarika amin'ny elanelana 7 points tsika ao amin'ny Classement ♥️💙
04/04/2026
Score Final 💙❤️
🏟 Athlètico de Madrid 1 🆚 2 FC Barcelone
Giuliano ⚽️
⚽️Rashford
⚽️Lewandowski
👉 Azo antoka 99,99% fa azontsika ny La Liga🏆
🥇Nanao lalao nahafinaritra sady nisy Intensité ny ekipa na dia nanao ligne défensive ary ny Athletico
🥈Mendrika i Yamal, Cancelo ary Rashford
🥉Niraty be isika teo amin’ny famonoam-baolina
Aona fahitanareo ny lalao? ❤️💙
04/04/2026
BARCADAY❤️💙
🏟 Athletico de Madrid 🆚 Fc Barcelone
🕦 20h 00
Maharesy isika dia manana elanelan’isa 7 eo alohan’ny Real Madrid.
👉 Aza adino fa misy ny lalao pronostic sy Premier Buteur ahazoana 10.000 Ar, ka dia aza adino ny Commentaries (Prono Gold)💙❤️