Federasiona Malagasin'ny Fitapesana

Federasiona Malagasin'ny Fitapesana

Share

Pejy hizaràna ny adalàna sy akaondranantsika Malagasy

17/09/2025

Efa vita ve ilay lalana RN13 mandalo eo Betroka iny mr le maire? Manao ahoana izy ao?
Tsy anao politika intsony aho mantsy rga tsy vita ny RN13

🔴 Ajad_Ridji, Ben'ny tanana Isika Rehetra Miaraka amin'i Andry Rajoelina ao Betroka: tsy hitako ny sakana tsy ahafahan'i Andry Rajoelina hilatsaka ka hanovana io io raha mangataka ny vahoaka sy ny olom-boafidy maro an'isa ho fitohizan'ny asa fampandrosoana ‼️

Politika Ranoray

17/09/2025

Tsy ampy mantsy ny afitsoky ny mpanendaka sy mpamaky trano, dia aleo ampianarina misoloky sy manao halatra an-kafetsena ny tanora gasy...
Tena mety mihitsy ny ataon'ity bandy ity, sady mampiomehy , faly daholo ny gasy mamaky ny zavatra soratany.
Tena mampianatra soatoavina sy kolontsaina milay be lery.
Bravo be!
Tena faly be daholo ny ao amin'ny commentaire , mahazo j'aime bdb lery.

Fikafika kely raha te hisakafo any amin'ny restaurant milay be nefa tsy manambola😁😁
Mi_commande soupe faran'izay lafo indrindra ianareo, dia oanina daholo ny garniture rehetra, rehefa ho lany amin'izay dia avoakanareo any am_paosy ireo kadradraka ireo dia alefa ao anaty lasopy😂, dia antsoina ny serveur, dia atao hoe aona ireo ? Tsy manaiky an'io za, dia miantso ny tompona resto izy, dia mifompona aminao eo ilay tompona resto, sady manome vola anao indray sady miteny hoe aza publiena amin'ny facebook😂😂, dia zay sady nihinana gratos ianao no nahazo vola😂😂

Photos from Federasiona Malagasin'ny Fitapesana's post 16/09/2025

Efa vonona ny zandrikely handimby an'ry Toldo , ry Fenohasina sy ry Toky !
Azo antoka fa ho azontsika amin'izay ny Final CHAN raha izao vokatra izao no jerena .
Bravo be ny Federation! Raiso ihany aloha ny écolage 💪💪💪

Photos 22/12/2019

;-* ;-*
Tompon'ny Amboara UFFOI 2019 natao tatsy Maurice!
ARAHABAINA!
!
:-) :-)

Photos 22/12/2019

MAURICE 2019 - Tournoi de l'UFFOI - U20 - Féminine (UFFOI : Union des Fédérations de Football de l'Océan Indien)
FILAHARANA : Isika MALAGASY no nandrombaka ny fandresena tamin'ity tournoi natao tatsy Maurice ity!
Arahabaina ny BAAREA VEHIVAVY U-20!
!

Photos 21/12/2019

MAURICE 2019 - Tournoi de l'UFFOI - U20 - Féminine (UFFOI : Union des Fédérations de Football de l'Océan Indien)
Journée 4 : MADAGASCAR 8 - 2 MAYOTTE

Photos 18/12/2019

MAURICE 2019 - Tournoi de l'UFFOI - U20 - Féminine (UFFOI : Union des Fédérations de Football de l'Océan Indien)
Journée 3 : MADAGASCAR 12 - 0 Vondron'ny nosy RODRIGUES.
lalao manaraka : Madagascar Vs Mayotte

Photos 16/12/2019

MAURICE 2019 - Tournoi de l'UFFOI - U20 - Féminine (UFFOI : Union des Fédérations de Football de l'Océan Indien)
Journée 1 : La Reunion 1 - 1 Madagascar
Journée 2 : Madagascar 16 - 0 Maurice (y) (y) (y)
:-)

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo
101