Otran mety ty a๐คฃ๐คฃ
๐ป๐ถ๐ฌ-๐ป๐บ๐จ๐ฐ๐ต๐จ ๐๐๐๐๐ก๐๐
๐๐ผ๐ด ๐น๐ด๐๐ด๐๐ด๐๐ฝ๐ด๐ป๐ด๐๐ธ๐๐ด
27/02/2026
๐ Navoakan'ny FIFA ny sary famantarana na affiche ofisialy ny Coupe du Monde 2026 saingy tsy misy an'i Cristiano Ronaldo ao anatiny.
27/02/2026
๐๐ข๐ฅ๐๐๐กโ๐ Thibaut Courtois : ๐ฆ๐๐๐๐๐ฌ ๐ฆ๐ง๐ฅ๐๐ง๐ฬ๐๐๐ค๐จ๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐ก๐ฌ Real Madrid C.F. ๐ฐ๐งค
๐บ Mbola dรฉcisif indray taminโny Ligue des Champions i Courtois (33 ans).
โก๏ธ Saingy arakaraka ny maha avo lenta azy no mampitombo ny ahiahy : iza no handimby azy โ๐ถโ๐ซ๏ธ
โ๐ผ Tsoriko aloha ny hevitro, Andriy Lunin (27 ans) dia second tena tsara ๐, matihanina ary azo itokisana, saingy tsy vahaolana maharitra ho anโny Real.
Ka miahiahy ihany koa ny Real Madrid manaraka izany lojika izany ... ๐
๐ฅ Anarana roa izao no mipoitra no mipoitra :
๐งค ๐๐ฟ๐ฒ๐ด๐ผ๐ฟ ๐๐ผ๐ฏ๐ฒ๐น ๐จ๐ญ (28 ans โ Borussia Dortmund)
โก๏ธ Efa za-draharaha, matanjaka ary zatra grands matchs.
๐ Statistiques taminโity saison ity :
๐ ~2 000 minutes nilalaovana
๐งฑ 11 clean sheets
๐ +72 % dโarrรชts
โญ Note โ 7,2
Safidy efa vonona avy hatrany, manome stabilitรฉ.
๐งค ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐ฏ๐ฟ๐๐ด๐ด๐ฒ๐ป ๐ณ๐ฑ (23 ans โ Brighton & Hove Albion)
โก๏ธ Tanora, moderne ary tsara be ny jeu au pied.
๐ Statistiques taminโity saison ity :
๐ ~2 400 minutes nilalaovana
๐งฑ 5 clean sheets
โญ Note โ 6,9
๐งค 1 penalty voasakana
Pari ho anโny ho avy, manana potentiel lehibe ๐ฑ.
โ๏ธ Sarotra raha ny safidy : Kobel ho anโny stabilitรฉ avy hatrany ๐งฑ, Verbruggen ho anโny ho avy ๐.
Saingy ny hanolo na hahatratra ny niveau anโi Courtois dia fanamby goavana, satria izy no manova ny tantaranโny grands matchs. ๐ฅ
โน๏ธ | Real - Madagascar โช๐ฅ
07/11/2022
Toy izao ny vokatry ny ankitsapaka League des CHAMPIONS 2022 2023
araho ny page
21/10/2022
reo no tsy mbola nahafaty na ny baolina ray monja teo a@
16/10/2022
Hafanafana ny match anio
hifandonany samy el classico
Premier league
Ligue 1
Laliga
14/10/2022
Mety hangotraka ny fifaninana @ taona ty
hohita tsika ny tohiny
14/10/2022
indro ny voka-dalao Europa league
13/10/2022
Toy izao ny filaharana isam-bondrona ao @ Groupe A , B , C , D
๐[Europa Conference League]๐ฆ๐ถ
๐ฎ | Lalao Anio
๐
| Alakamisy 13 Oktobra 2022
โ๏ธ | Andro faha-4
๐ฅ | West Ham ๐ Anderlecht(Vondrona B)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | FCSB ๐ Sikelborg (Vondrona B)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | H Beer-Sheva ๐ L**h Pozen(Vondrona C)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | OGC Nice ๐ H. beer-Sheva(Vondrona D)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Vaduz ๐ Dnipro-1 ( Vondrona E)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Shamrock Rovers ๐ Molde(Vondrona F)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Balkani ๐ Sivasspor (Vondrona G)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Zalgiris ๐ Pyunik (Vondrona H)
โฐ | @10 ora alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Fiorentina ๐ Hearts (Vondrona A)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Istanbul Basaksehir ๐ RFS (Vondrona A)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Austria Wien ๐ Villareal (Vondrona C)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Partizan ๐ Kรถln (Vondrona D)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra ร lina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Apollon Limassol ๐ รZ Alkamaar(Vondrona E)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Djurgรฅrden ๐ La Gantoise(Vondrona Vondrona F)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra alinร eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | CFR Cluj ๐ Slavia Praha (Vondrona G)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
๐ฅ | Slovan Bratislava ๐ Fc Bale (Vondrona H)
โฐ | @07 ora sy 45 minitra alina eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ
๐ฅ๏ธ | S Variety 1
13/10/2022
Ireo ekipa efa tafiakatra ampahavalon-dalana Champions league
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo