23/03/2026
Destroying the Cipressa record books 💥
Tadej Pogačar has improved his time on the 5.7km Milano-Sanremo climb by 39sec in the past two years.
📸 Getty Images
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VeloClub Madagascar, Sports Team, Antananarivo.
Pejy natokana ho an'ireo mankafia bisikileta sy natao hiresahana ny tontolon'ny hazakazaka am-bisikileta eto an-toerana sy any ivelany (Cyclisme sur route, Cyclisme sur piste, VTT, Cyclocross, sns...)
23/03/2026
Destroying the Cipressa record books 💥
Tadej Pogačar has improved his time on the 5.7km Milano-Sanremo climb by 39sec in the past two years.
📸 Getty Images
23/03/2026
01/01/2026
Alefa ihany aloha ny paris, positif ny test Covid an'i Pogacar rahampitso 😅
12/07/2022
Mahafianaritra foana ny course rehefa mikisakisaka ireo mpiady ny classement général ary mamely mafy ry baroudeurs isany 😅
Sary 1: Magnus Cort Nielsen nanitsana an'i Nick Schultz t@ moka fohy.
Sary 2: Olona nanapaka ny course, tsy hay na salama saina tsara izy ireto na tsia fa sady mamorona loza ho any tenany no manelingelina ny hafa.
09/07/2022
Henjana lery any anaty Sprint na somary misy pente & saika enfermé aza mbola tafavoaka voalohany 💪🏾
🇧🇪
06/07/2022
: Sary nalaza androany, nanana olana ara-teknika ny bisikileta nampiasain'i 🇩🇰Jonas Vingegaard (Jumbo Visma), taraiky tany aoriana moa ny fiara mpamatsy ny ekipa ka voatery naka ny bisikileta nampiasainy namany izy, saingy indrisy avo loatra ilay izy ka tsy afaka nipetraka izy, naka ny an'ny namany hafa izy nefa mbola tsy sahaza azy ihany, naka ny an'ny namany faha-3 izy ary teo vao nanomboka tonga ny fiara ka nanome ny bisikileta fanolo ho azy, nisy fikorontana & fikoropahana kely saingy tsy very fotoana betsaka ihany izy t@ ankapobeny noho ny relais mahafinaritra nataon'i Wout Van Aert & ny ekipany...
01/07/2022
🇫🇷 Tour de France 2022, Hanomboka androany tolakandro ao Copenhague ( 🇩🇰 Denmark)
Étape 1⃣: Contre la montre
🏁 København > København : 13,18km
Ireo mety ho Favoris:
🇮🇹 Filippo Ganna ( Ineos)
🇧🇪 Wout Van Aert (Jumbo Visma)
🇸🇮 Primoz Roglič (Jumbo Visma)
📺 France 2, Eurosport 1, manomboka @ 16h 10 eo
04/04/2022
📋Fandaharam-potoana mandritra an'ity volana Aprily ity 🚴🏻
Tour du Pays Basque moa no akaiky indrindra izay hanomboka androany.
31/03/2022
Nanalava ny fifanarahany miaraka @ Ekipa Ineos Grenadiers i 🇬🇧 Tom Pidcock (22taona), ao izy no hihazakazaka hatr@ taona 2027.
31/03/2022
Tour de France Vehivavy andiany voalohany 🇫🇷
Fantara ireo ekipa 24 handray anjara:
- 𝟏𝟒 ny équipes avy ao @ UCI Women World tour 2021
- Ny 3 hafa dia ireo 3 voalohany ao @ filaharann'ny UCI continental Women 2021
- 𝟕 nasaina manokana