15/10/2025
Best Shop online
‼️ Ny safidy tsara indrindra ho anao, eto ihany‼️
Lamaody à petit prix 😎
☎️ 0328651083
15/10/2025
14/10/2025
❌ ARRIVAGE. ❌
Mora be daolo nefa am’ilay tsara indrindra
En provenance de France 🇫🇷
Tsidio ny pejy fa misy izay ilainao rehetra ao
13/10/2025
💄 10 teintes
Rouge à lèvres mat, n**e velouté na gloss waterproof… maharitra, hydratant, ary tsy miraikitra.
📍Provenance de France 🇫🇷
13/10/2025
✨Bonnet en satin
Aza avela ho simba ny volo !
Ity bonnet satin ity dia miaro ny volo mandritra ny alina : tsy misy frisottis, tsy misy vakivaky.
13/10/2025
Éponge fond de teint et baking
✨ Éponge magique pour un teint parfait !
📍En provenance de France 🇫🇷
13/10/2025
Pinceau make up
En provenance de France 🇫🇷
Doux, application facile, uniforme.
Misy karazany izy ireo ka fidio izay mety aminao
13/10/2025
Fond de teint poudre hybride super stay :
💎HAUTE COUVRANCE (waterproof, sans transfert)💎
Maybelline 24 h en provenance de France 🇨🇵
5 pces sisa disponible
13/10/2025
Bottines à talons 💎
👢ERICAT Bottes courtes à talon épais et pointu en daim bottes nues fermeture éclair latérale
Tsara b mintsy io ray sisa dispo
Pointure 40 ( mety tafiditra 38, 39 ) vaovao
Coucou les filles
Zao ndray vao Tonga Sady nitondra voandalana ho antsika jejojejo Kely
Manomboka demain ny livraison ireo rehetra Zay efa nanao commande
Mbola misy kosa ny dispo ho an'ireo ze te hahazo 😊
Mamy Kely daholo nareo 🥰
Posteko ny sary de mandefa contact et lieu de livraison @ mp izay intéressée
Vitsivitsy sisa dispo fa aza tara ary e
Misaotra Jesosy o🙏
05/07/2025
Manteau noir
Taille M/L
Mafana tsara
Mp avy hatrany
Click here to claim your Sponsored Listing.
25/07/2025