Sutura by Bozy

Sutura by Bozy

Share

Sutura by Bozy
Quand la précision devient élégance
Créations sur mesure d’exception
✨ Pour une allure unique

20/05/2026

🥰 HELLO les filles 😍

Ary raha ohatra hoe noir indray dia ahoana hoy ianareo 🤗🤗

Toy izao ny noir amin'ity ensemble sporty mamy be ty 😍

✅ Tissu coton 💯
✅ très confortable 👌🏼
✅ qualité premium 😱

❗Fa , à petit prix 🥺

mp anie eee 😊


19/05/2026

✨ ENSEMBLE SPORTY✨

Jerenareo anie ny hatsaran'ity ensemble sporty ty ee 😍😍 mamy be

Disponible en taille Xs S M et L izy ty 😊
Tissu coton 💯 confortable be 😍

🛑Couleur dispo : Noir - Rouge - blanc - gris - rose 😍

Ianareo sisa no andrasana 🥰




Photos from Sutura by Bozy's post 16/05/2026

🛍️ Mbola disponible soa aman-tsara ireto short manja be ireto anh 😍

Ianareo ve team couleur uni sa bicolore !? 😍

Aza misalasala mi-commander izay tianareo fa qualité tsy miova foana 🥰




Photos from Sutura by Bozy's post 13/05/2026

✨ SHORT SPORTY ✨

Hey❗Ahoana hoy ianareo raha alefantsika à moitié prix ireto short sporty mamy kely ireto 🥰
De mbola omenay cadeau koa raha mitambatambatra nareo 5 vavy maka de mahazo ray fanampiny 🥺😍

💰 6000ar 😲 ( au lieu de 12 000ar )

Ndao mp ary sao tsy ahazo eo ndry 🤗




09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Faharetana Rafalimanana, Ravaka Mampionona, Daniella Raz, Avo Ny Aina, Mirantsoa Ratovo, Lydia Razafimanjato, Nick Rakotomanana, Ny Aiko, Liantsoa Randria

Photos from Sutura by Bozy's post 07/05/2026

Hello 🥰

Sao adinodinonareo oe misy an'ireto teni de travail manja be reto by Bozy 😍😍

Très confortable 👌🏼
Qualité prémium 😉

Fa aza adino koa hoe afaka mi réaliser izay modèle tinareo ny equipe 😉

Mp ary e 💌

Photos from Sutura by Bozy's post 05/05/2026

✨RETOUR CLIENT ✨

Faly be izahay mizara aminareo ireto sary avy amin’ny abonnée anay ireto 😍

"Hafa-po foana" hoy izy 🥰
Satria kalitao tsy mahadiso fanantenana hatrany no atolotray anareo ❤️

👉 Chez Sutura by Bozy, ny tanjonay dia iray ihany :
Hampifaly sy hanome fahafaham-po anareo hatrany 🧵✨

Misaotra betsaka tamin’ny fitokisana 🤗

Ianao koa afaka manao commande sur mesure 😉
📩 Inbox misokatra foana

26/04/2026

“Alaivo sary aho de mody tsy mijery… 😅

Tsy hoe izany fa variana mankafy ny hakanton’ity ensemble jupe tsara kely avy amin’ny Sutura by Bouzy ity ny Admin 😍😍

Ianareo koa ve mbola tsy hanao commande eee ? 🥰

📩 Inbox ouvert

Mirary Alahady mahafinaritra 💐”

13/04/2026

❤️🤍 Team rouge sa team autre couleur ? 😊

Aseho anareo indray aloha ireto robe mamy kely ireto 😍

Ity robe natao groupe ity dia iray amin’ireo création anay ✂️ signée Sutura 🥰
Tsotsotra kely nefa tena mihaja ary mety amin’ny occasion rehetra 👗

💡 Azo ovaina araka ny goût-nao :
• couleur
• modèle
• taille

📩 Misokatra foana ny commande (groupe na individuel)

Ianareo koa ve efa manana tenue de groupe sa mbola vao hi-commande ato @ Sutura by Bouzy ? 🥰
Lazao ao commentaire 👇

31/03/2026

🥰 Coulisse kely anio 😍

Efa tsy handriko sahady ny ahita ny resultat final an'ity akanjon'ny abonnée anakiray ity 🤩😍

👉🏼 Ianareo koa ve efa manana akanjo hoentina @ Paka sa mbola mitady !? 🤗

Aza misalasala hoa manantona anay fa karakarainay tsara sady feno fitiavana be ny akanjonareo 🤗



25/03/2026

Hello 🌞

Elaela tsy nivarotra teto ....
Fa tsy nijanona niasa kosa anie 🥺

Ity asehoko anareo ity izao , iray amin'ireo zava-bitako 🤗

🎀Jupe cercle longue, coupe fluide et aérienne 🤍
Apporte volume et élégance à chaque mouvement ✨
Tissu léger, confortable à porter au quotidien🎀

Confectionnée avec amour et passion 🥰

Raha manana modèle tianareo réaliser-na de aza misalasala mintsy manao commande ato Sutura by Bozy 🤗


Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
TANA101