19/05/2024
À nos 4ans❤️✨
« À deux , on ira loin . Triompher sera notre finalité »🥰🕊️
Athlète
19/05/2024
À nos 4ans❤️✨
« À deux , on ira loin . Triompher sera notre finalité »🥰🕊️
11/03/2024
Tonga indray ny herinandro vaovao😍
Mitondra vokatra mlay be ho anareo izahay satri maromaro nareo no nanontany taminay am resaka prise de masse sns…Ka ireto ary no hatolotray ho anareo androany🥰 Produits Natelo anisany manampy anay aminy prise de masse,tsy ho any prise de masse iany fa maro be ny produits ato,misy ho any perte de poids sns ihany koa💪Natao ho am vidiny mirary mba ho zakany rehetra nefa ahitana vokatra tsara🤩🥀
Alefanay anaty commentaires ary ny karazana produits maro ato amnay ka afaka mandefa Mp aminay ianareo amizay mahaliana anareo😉
07/03/2024
Ela ela tsy hita fa mbola naka tavy kely🫣😝🩷
Venez nous rejoindre chez Sport et Sens, nous vous aiderons à atteindre vos objectifs ☺️🏋️♀️
17/02/2024
Mbola vao manomboka ny ato fa mbola afaka tonga foana aah😍😍 10 000Ar ny séance au lieu de 30 000ar ato aminy Sport et Sens ny fotonatsika🩷
Misy jeux surprise aveo miaraka aminy cadeau😉
16/02/2024
Aza adino ny fotonatsika ao aminy Sport et Sens 😍
Hoento daholo ny akama sy partenaire 😉
14/02/2024
Happy Valentin’s Day🥰❤️
12/02/2024
Aiza daholo ny couple fitness ato?🥰
Tsy voatery couple fa na pinamana na pianaka😍Atsoy daholo ny akama anareo fa misy offre mlay be ity🤩🥀
Ho any lisany le miteny hoe lafo be ny séance sy abonnement ao aminy Sport et Sens nefa zay mba te hikotrana ao😭🤣 Tongava aminy samedi fa 10 000ar ny séance au lieu de 30 000ar,sady misy jeux karakarainay ho anareo ka izay couple na duo mandresy dia mahazo abonnement 1mois gratuit😍😍 Aiza ndray no ahita otrizany fa tongava daholo😁Na tsisy partenaire ara tongava foana fa any misy bedebe 😝
Tsy muscu na fitness iany no azonao atao ao amzay séance zay fa misy boxe,spinning,trx sns…Ho anizay manao abonnement manomboka androany indray ka couple nareo na duo de mihena 50% ny abonnement ny olona ray aminareo🥰
Alefanay ao aminy commentaire ny plus d’info ara❤️❤️
05/01/2024
Quand nous sommes avec la bonne personne, nous sommes heureux même dans les moments les plus simples.
Le luxe n'est rien quand la personne est tout❤️✨
02/01/2024
Bonne années à tous 🥰🥳❤️
Que cette nouvelle année vous comble de joie, de santé, d'amour et de paix, et qu'elle réalise toutes vos attentes ! 💙
Dia azo adino ny cardio kely manitsana ny azo rehetra tamininy fety iny🫣😁
26/12/2023
Nous vous souhaitons un joyeux Noël et passez de bonnes fêtes de fin d'année et de nouvel an🎄🥰❤️
Sport et Sens