Faliniaina Antonio

Faliniaina Antonio

Share

Parkour ambassador 🤸🏻| Coach 🏃🏻| From Madagascar 🇲🇬

15/08/2026

Zavatra mora anefa sarotra

05/08/2026

Nampifaly ankizy tao Comores 🤸🏼🇰🇲
Tsy voatery mifankahazo resaka vao Kiara milalao 🤗
Misaotra an'ny PLAY International

03/08/2026

Mpianatra vaovao 🤸🏼
Mahafinaritra ny mahita olona-dehibe tia mihetsika sy mametraka défi amin'ny tenany foana 🔥
Traceur Gasy Urban flow W-King Madagascar

23/07/2026

Mety hiova taranja ihany raha izao 😇😄
W-King Madagascar

22/07/2026

Ra TIM and I in our fav place in the north east 🇲🇬
Big thanks W-King Madagascar 🙏🏼

📸 Nagami JF - Photography

05/07/2026

Backflips🫶
Traceur Gasy

27/06/2026

Kotrana fe kely androany 🦿🔥
Iza no mahita an’ilay toerana?

23/06/2026

Nahafinaritra ny fihaonana sy ny fifampizarana tamin’ireto tanora an’ny Fort dauphin ireto 🙏🏼

Fotoana iray izy ity nahafahako nizara ny momban’ny lasako sy ny nataoko amin’ny maha tanora mpandraharaha ara-kolontsaina sy ara-panatanjahantena ahy. Tao anatin’izany no niresahanay ny fahaiza-miaina sy ny fandraisan’anjara an’ny tanora eo amin’ny maha olona ✨

Fisaorana manonkana ho an’ireo mpiara-miasa izay nanampy amin’ity iraka ity 🙏🏼
Hetsika à Nantes
Hôtel le croix du sud

09/06/2026

Teraka teto ty sport ty 🤩
Misy mahafantatra ve?

Photos from Faliniaina Antonio's post 08/06/2026

Une rencontre totalement improbable… mais finalement presque inévitable quand on vit un événement d’une telle ampleur par World Chase Tag 🌎
Imaginez sortir d’une Coupe du Monde de foot tomber nez à nez avec Zidane ou Ronaldinho 🤩

C’est exactement ce que j’ai ressenti en croisant Williams Belle cofondateur de notre sport et membre du légendaire groupe Yamakasi, à la sortie du Championnat du Monde de Chase Tag à Evry.

Un véritable rêve d’enfance qui se réalise ✨

Je tiens à remercier chaleureusement Taptap Send Madagascar , W-King Madagascarainsi que Hetsika à Nantes pour leur soutien et leur confiance tout au long de cette aventure 🙏🏼

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Antananarivo
101