R . J . E

R . J . E

Share

๐Ÿ’™Antsoy aho amin'ny andro fahoriana๐Ÿ’š
๐Ÿ’™Dia hamonjy anao Aho๐Ÿ’š
โคka hanome voninahitra Ahy ianaoโค

25/12/2025

NNy ravinala no tsirim-paniriana
Ny volana fenomanana tsirim-panan-tenana
Ny vorona manan'elatra no manidina ambony
Ny masoandro mibalika no antokin'i azavana
Ny main'andro no misy ny famadiana
Ny ririnina no misy fandidiana
Ny fahavaratra no misy ny alahamady
Ny farany erin'andro no misy ny alahady
Ny volana jona no fetim'pirenena
Fa ny decembre kosa no fetin'i noely
ko arabaina daolo isika rehetra nahatratra ny fetin'ny noely ๐Ÿค๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป
ho an'izay anoron-tokatrano rehetra ๐Ÿ‘ฉ๐Ÿปโ€โค๏ธโ€๐Ÿ’‹โ€๐Ÿ‘จ๐Ÿป ka mitady mpitondra teny fianakaviana , dia mandefasa hafatra miafina @ pejy fa misy olona afaka mitondra tenin'i fianakavianao aty ๐Ÿค— izay tsisy sarany voafetra fa hasim'bava fotsiny no atolotrao ๐Ÿ˜Š ho fanampiana ireo fianakaviana sahirana rehetra manomboka izao fety noely izao
mirary fety sambatra indrindra ho antsika rehetra๐ŸŒฒ

05/10/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ˜Š2008 ity tranga sy sary ity:
Hoy ny Filoha Ravalomanana teto: " mianara teny anglisy, efa ampidirintsika anaty fampianarana ho lalindalina kokoa ny teny anglisy, na hatrany amin'ny toeram-piasana aza. Ilaintsika ny teny anglisy raha hivelatra amin'ny ivelany isika. Afaka 10 taona mahery (2018 eo) dia tokony hisy generation ankizy mahay teny anglisy maro eny amin'ny Epp, Ceg, lycรฉe
...hanao inona ialahy rehefa lehibe?"
Dia namaly ilay ankizy hoe " Pilote", namaly koa ilay ankizy vavy hoe "Dokotera".

2008 no nitranga ny resaka, 17 taona aty aoriana, asa aiza izao ireto ankizy ireto.

ยฉ๏ธMalagasy vรฉ ianao

01/10/2025

๐Ÿ“Œ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† , ๐—›๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฅ๐—”๐—๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ก ๐—”๐—ป๐˜๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฒ

๐—™๐—ผ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ด๐—ผ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฅ๐—”๐—๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ก ๐—”๐—ป๐˜๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฒ .๐— ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ต๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ , ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—œ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜†.

30/09/2025

Izay milaza fa maka tahaka izy , dia izao tsarovy , fa izy no angady nananana sy vy nahitana , ka tonga tolona izao isika ,
tokana ny tanjona ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœŠ๐Ÿป

30/09/2025

Ity no tena akaiky vahoaka maro aloha atreto , ary madio tanteraka ny dossie any , rah hiditra fanonganam-panjakana izany iany dia tena aleo ary izy no tohanana , sady akaiky ny tantsaha rehetra , no tsy be teny fa tonga dia asa avy atranyโœŠ๐Ÿป๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Photos from R . J . E's post 30/09/2025

Izay mitambatra vatoโœŠ๐ŸปโœŠ๐Ÿป tongotra m'by andakana ka tsy miverina tsonyโœŠ๐ŸปโœŠ๐Ÿป

30/09/2025

Andao hifanome tanana ho an'i tanindrazana๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

13/08/2025

Ohabolana7

1. Anaka, tandremo ny teniko,
Ary raketo ao aminao ny didiko. 2. Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao;
Ary tandremo toy ny anakandriamasonao ny lalร ko

Photos from R . J . E's post 09/07/2025

โšซ๐Ÿ˜ฒ๐—ก๐˜† #๐—ฉ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฏ๐—น๐—ฎ๐—ฐ๐—ธ ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ #๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜† ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†!

โญ•Rehefa asiana Vantablack ny zavatra iray dia tsy hita intsony ny endrika amam-bikany, toy ny hoe lavaka lalina sady maizina sy mainty be sisa no tazana eo aminโ€™ilay toerana na zavatra asiana azy.

โญ•Misy karazany roa ny Vantablack : misy ilay " " izay vita amin'ny "nanotubes de carbone" (efa vonona izy io ary apetraka aminโ€™ny fomba siantifika sisa) ary misy ilay amin'ny endrika " ", izany hoe azo afafy toy ny hoe mandoko.

โญ•Satria mitroka hazavana saika manontolo izy, dia ampiasaina aminโ€™ny "tรฉlescope" sy fitaovana an-habakabaka mba hanakanana hazavana manelingelina, ka hahafahana mijery tsara ny kintana sy ireo zavatra lavitra eny aminโ€™ny habakabaka. Ampiasaina ihany koa izy aminโ€™ny fitaovana fiarovana ara-tafika, mba hanafenana zavatra tsy ho mora hita aminโ€™ny "radar" sy ny fakantsary manokana.

Photos from R . J . E's post 18/12/2024

๐Ÿ›‘Eny, nitranga tamin'ny 14 aogositra 2010 teo amin'ny lalam-pirenena faha-110 tao Pรฉkin China๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ ny fitohanan'ny fifamoivoizana lava indrindra teo aminโ€™ny tantara. Naharitra folo andro izany ary nihoatra ny 100 kilometatra ny filaharanโ€™ny fiara anaty fitohanana.

26/11/2024

๐Ÿ’ต๐Ÿ’ตito iany ๐Ÿ’ฐ

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Tsy Mandray Zavatra Ratsy
Antananarivo
101