Mah'fashion

Mah'fashion

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mah'fashion, mahitsy Alasora, Antananarivo.

20/08/2026

💎 Un petit piercing, un grand style ! ✨
Faites-vous plaisir sans vous déplacer 😍
🏠 Piercing à domicile
💰 3 000 Ar seulement / piercing
📲 Réservez maintenant : 032 70 035 41 / 034 76 499 13
Frais de déplacement à partir de 2 500 Ar

Photos from Mah'fashion's post 03/07/2026

🌴 Couple goals! Ataovy miavaka ny fialan-tsasatrao miaraka amin'ity ensemble ity. Aza tara fa voafetra ny stock! ❤️
☀️ Ho an'ireo mpifankatia tia mitovy style! Ensemble couple tsara kalitao, mampahazo aina ary tena manintona. Alefaso ny hafatra dieny izao raha haka! 📩
💙🧡 Tsy akanjo fotsiny... fa style ho an'ny mpivady! Tonga lafatra amin'ny plage, pique-nique, na sortie. Raiso dieny mbola misy! 🌴
😍 Ataovy mitovy look ianareo! Ensemble couple vaovao, lamaody ary tsara kalitao.
🌅 "Mifanaraka ny fo, mifanaraka koa ny style." Ensemble couple tena kanto, mety amin'ny fotoana rehetra. Alefaso message raha mila taille sy prix. 📦✨

Photos from Mah'fashion's post 03/07/2026

🔥 Veste tena tsara! 🔥
Mitady style miavaka? Ity no mety aminao! 😎🏍️
✔️ Endrika sporty sy élégante
✔️ Tsara kalitao, mahazo aina anaovana isan'andro
✔️ Mety amin'ny moto na fitafy casual
✔️ Tsy mora hita, aza tara sao lasan'ny hafa!
📩 Inbox raha mila prix na fanazavana fanampiny. Premier arrivé, premier servi! 🚀

Photos from Mah'fashion's post 12/05/2026

Des sandales disponibles de suite 👡
À 15.000ar seulement.
Livraison partout à Madagascar
Contact 032 70 035 41

03/04/2026

Ensemble pour la fête de Pâques 🎈🎀
❌À 30.000ariary seulement

15/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nathi Rakotomalala, Herilova Claudia, Enintso Kelly Jr., Tsanta Rakotomalala, Sarobidy Qlf

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Mahitsy Alasora
Antananarivo
10