Skills Karaté Club

Skills Karaté Club

Share

Centre éducatif et sportif

Photos from Skills Karaté Club's post 23/03/2026

Tontosa omaly ny Kids Challenge 2026 izay fanokafana ny taom-pilalaovana eto Marovatana. Ny sokajy mini-poussin sy poussine (-6ans) hatramin’ny minime (12-13ans) no nandray anjara tamin’izany.
24 ny zandry sy zanatsika no nandray anjara, tsara ny vokatra ho antsika Skills Karaté Club 🥰: 19/24 no niakatra podium 😍
Or 🥇:
- Amelia mini poussine
- Ethan poussin
- Gracia poussine
- Tinhay pupille fille
- Henintsoa benjamine
- Jade Benjamine
Argent 🥈:
- Amboara mini poussin
- Jason pupille
- Paige pupille
-Tiasoa minime
Bronze 🥉:
- Karim mini poussin
- Giana mini poussine
- Jeyo poussin
- Dimitri poussin
- Jenia poussine
- Jordy pupille
- Yoann pupille
- Fitahiana pupille
- Sarindra benjamine
Efa hita ny ezaka, mbola misy ny hohatsaraina ary hitohy ny fanazaran-tena sy ny fanabeazana. 💪🥋
Mankasitraka hatrany anareo dahy: sensei Fabi Anie sy sensei Randrianantenaina Justin Ireo senpei nanampy rehetra, ny birao tarihin’ny présidente Tsanta Michou Lova-Andri ianareo ray amandreny mahatoky ary indrindra ianareo combattants sy combattantes sahy niakatra tatami na vao sambany aza ny ankamaroanareo.
Mivaly fona ny ezaka atao, alefa Skills!! Alefa Marovatana!!
Sary vitsivitsy mbola afaka ampiantsika ray amandreny ao amin’ny commentaire.🙏

Photos from Skills Karaté Club's post 08/03/2026

Androany 8 martsa, Andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy, dia manome voninahitra anareo vehivavy ao amin'ny Skills Karaté Club izahay. 🥋🌸💪

🌸 Mankalaza anareo "Skills Ladies" mpanao fitness sy self-défense.
🌸 Isaorana manokana ny Biraon'ny klioba, izay ahitana vehivavy ny 80 %, ary indrindra ny Filohanay, vehivavy vitsy an'isa mitantana eo amin'ny tontolon'ny Karaté.
🌸 Tsy adino Sensei Fabi, responsable technique eto amin’ny club,
🌸 i Patricia, ilay tompondaka farany tamin’ny coupe de Madagascar enfant et féminine (Médaille d’or 🥇 Junior -48kg) sy preselectionnée voalohany tato amin’ny club ao amin’ny ekipam-pirenena.

Mitohy ny ezaka, mitohy ny fitaizana ireo zandry sy zanakisika.

alefa Skills!!! 💪


Photos from Skills Karaté Club's post 25/02/2026

Akon’ny Skills Lady fitness&self-défense tamin’ny asabotsy lasa teo! 🌸💪
Nahafinaritra ny fiarahana, mankasitraka ny coach Justin, mankasitraka antsika nandray anjara rehetra, amin’ny asabotsy heriny indray!
Ny vatana Salama, ny bika tsara, mahay miaro-tena ihany koa 😁

20/02/2026

🌸J-1
Rahampitso ny fotoanantsika SKILLS LADY,
Séance de découverte, 10h-11h ao amin’ny dojo Ambohibao.
Tsy adino no rano an! 🚰
Rahampitso mihaona oooo!!!

17/02/2026

Amin’ny asabotsy 21 février ho avy izao ilay SEANCE DE DECOUVERTE GRATUITE ato amin’ny Skills Lady Defense & Fit! Ndao hianatra hiaro tena sy hitaiza vatana.
Ho antsika vehivavy na tanora na lehibe! 🌸💪
Raha mbola tsy nisoratra anarana dia mandefasa hafatra miafina malaky ato amin’ny pejy. Voafetra ny toerana!

Photos from Skills Karaté Club's post 15/02/2026

Tanteraka omaly ny inter MAKAWA 2ème édition,
26 ny Skills nandray anjara tamin’ireo 225 mpandray anjara:

13 médailles no nentitsika nody
🥇 or: 5
🥈 argent: 2
🥉 bronze: 6

Débutants na vao nanomboka ny 80% tamintsika.
Hita kosa ny ezaka sy fivoaran'ny tsirairay, na teo aza ireo tsy mbola nahazo médaille aloha tamin'ity, nisy victoires betsaka tao, nisy fahasahiana niakatra tatami, niseho vahoaka sy niatrika adversaire, tena efa zava-dehibe.
bravo à tous!!!!🏆🎉

Mankasitraka ny mpikarakara, ny birao, ireo sensei sy coach, ireo senpei, isika ray amandreny sy mpanohana ary ireo mpandray anjara rehetra.

Any amin’ny coupe de Madagascar enfant et féminine indray mihaona 💪🇲🇬

Alefa

07/02/2026

Joyeux anniversaire à notre super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Rindra Njarilala Rakotoarivelo

Photos from Skills Karaté Club's post 07/02/2026

Mitohy ny fanomanana ireo compétitions ho avy rehetra. 🥋🏅
Misy ihany ireo tsy afaka noho ny antony maro samihafa fa mankasitraka anareo 40/60 tonga nikotrana androany. 💪
Mankasitraka antsika ray amandreny ihany koa tonga maro sy nanaraka ireo toro-marika rehetra.
Vitantsika io! Alefa

02/02/2026

📣 Niarahaba manokana ny filoha mpanorina sy mpitantana ny ihany koa ny mpikambana tamin’ny asabotsy lasa teo noho ny nahatratrarana ny taona vaovao. 🎁🎉
Nirary soa azy amin’ny andraikiny eto amin’ny club sy amin’ny maha filohan’ny section karaté eto Marovatana.
Nampanantena moa izy fa hanoy ny ezaka efa natomboka hampiroboroboina ny club sy ny karaté eto Marovatana. 🥋
Tsanta Michou Lova-Andri

02/02/2026

Un grand merci à nos nouveaux followers ! Andria Parany, Mirah Lucia Raz, Tooj Andraina, Fitia Diavolana, Herilaza Niavo, Rva Mamiratra, Fy Tia, Bou Bou, Aina Andriaherinjatovo

Photos from Skills Karaté Club's post 01/02/2026

Na dia teo aza Fytia nanimba programme dia misaotra antsika tonga omaly nifampirary soa ho an’ny taona vaovao 2026. 🎉😊🎉
Misaotra ny birao💪
Misaotra ny tompontrano🙏
Misaotra ireo ankizy tonga rehetra 🥰


Skills Vonona hiatrika 🥋💪

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Ambohibao Antehiroka
Antananarivo
105