Coach Don-gah

Coach Don-gah

Share

"isika no hiaraka hanatratra ny tanjona iombonana✊💪⚽" Coach Don-gah

25/09/2025

Gasy Aho
Gasy ianao
Gasy isika

"Fihavanana no taloha, ataovy am-pahendrena ilay hetsika,ajanony ilay fandrobana ,
Izay marary anao marary anay"

08/09/2025

Miady vao mandresy, alefa BAREA
13 VS 12 izao fa vitanareo io!

06/09/2025

Thank you so much eeee!!!!

26/08/2025

Misaotra Anareo ,
Eto foana izahay ho anareo , ento mody ny amboara

22/07/2025

Miray fo sy mampahery ireo rehetra namoy zanaka,iray tampo,fianankaviana , noho ny fanampoizinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza Aho!
Mampahery ireo mbola mikaroka ny marina , tsarovy foana fa :"Ny Marina tsy mba maty"

Mampahery ireo very fananana ao Antsirabe ao, izay renivohitry ny faritra niaviako! Mahereza ry namako, ry mpiray tanindrazana amiko, tsarovy hatrany fa : " ny vola fitady " ary minoa an'Andriamanitra fa izy tsy hampitondra izay tsy zakantsika!

Manaitra anareo topon'andraikitra eto amin'ny firenena Aho! Mba ataovy lohalaharana sy aza atao ambanin-javatra ny fikarohana izay fototr'izao fahavoazana mahaontsa mahazo ny Malagasy toa anareo izao!

Ary aza mitady olona ho melohina,fa tadiavo izay olona meloka!

17/07/2025

Ety an-kianja foana ka

03/07/2025

Vonona foana!!

27/06/2025

Vitasoa ny asaramanitra eee

02/05/2025

Eto foana hatrany

17/02/2025

Fenerive Est

Mafana be ihany koa aty an!

Mba maka aina kely fotsiny!

05/01/2025

Misy fotoana tsy maintsy mandinika lalina hanatanterahana ny paik'ady isankarazany⚽⚽✊✊

02/12/2024

2.2K inareo!
Misaotra hatrany!
"Hiaraka hatrany isika hanatratra ny tanjona iombonana"

Sady Yas foana💪✊✊

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo