21/05/2022
FTMA officiel -Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy
Izahay ato amin'ny FTMA ( Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy) dia manao asa fanadiovana sy filaminana (Sécurité)amin'ny faritra Anosy.
Manana équipe milalao baolina kitra ihany koa izahay.
21/05/2022
21/05/2022
🥇🥈🥉Ampahafatarina isika efa nisoratra anarana sy izay vao hisoratra anarana izay karakarain ny fikambanana FTMA 5em anniversaire fa hisy ny fivoriana izay atao ny Alarobia 25 Mai 2022 ao@ kianja RMD Anosizato .Marihana fa mitohy hatrany ny fisoratana anarana .Mankasitraka tompoko🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻⚽⚽⚽⚽
Fampatsihivana ho antsika nisoratra anarana sy izay vao hisoratra anarana fa hisy fivoriana ny Alarobia faha 25 Mai ho avy izao ho fandaminana ny ho fizotran ny lalaontsika 🥇🥈🥉
👍🏻Marihana fa mbola mitohy ny fisoratana anarana 👍🏻
FTMA officiel -Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy
Izahay ato amin'ny FTMA ( Fikambanan'ny Tanora Mahatoky Anosy) dia manao asa fanadiovana sy filaminana (Sécurité)amin'ny faritra Anosy.
Manana équipe milalao baolina kitra ihany koa izahay.
17/05/2022
🌅🌅Fotoana fohy sisa de ho tonga ny andro anatanterahantsika ny lalao lehibe ho fankalazana ny faha 5taona ny fikambanana FTMA 🎂🎂🎂🥂🍾.Koa manasa an ireo izay mbola ts nisoratra anarana fa voafetra ny toerana .⚽⚽⚽
11/05/2022
⚽🏆Maro no tsy nahita ilay toerana isika ka ity misy plan afaka ahitan tsika azy mazava tsara 🤘🏻🤘🏻
10/05/2022
🎂🎂🎂🎂Annif masaka be 👍🏻👍🏻.Mbola tsy tara ianaora izao vao hisoratra anarana .Kely sisa de ho tonga ilay fotoan dehibe ankalazana ny faha 5taona ny fikambanana FTMA .🥉🥈🥇🏆Amboara lehibe no ho atolotra ho an ny mpandresy ho fanomezana fahafaham po ho antsika mpitia kitra rehetra ⚽⚽⚽🎉🎉
05/05/2022
Kitra foana ⚽⚽⚽⚽.Hanome fahafahm po ho anao ny FTMA .Araho akaiky👍🏻👍🏻👍🏻🤘🏻
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101