Mercato.mg

Mercato.mg

Share

L'actualité des pépites du Football Malagasy

30/05/2026

Vonoy ilay baolina eh

30/05/2026

✅Ireo nanambara fa efa tonga any Rabat : Demoleon , Adinany
❌Ireo tsy ho avy : Nicolas Fontaine

Photos from Mercato.mg's post 30/05/2026

Sandro Tremoulet. Manaraka azy akaiky ny Rapid de Viennes ( Autriche ) sy ny Levski Sofia ( Bulgarie ) .

29/05/2026

Tsiaro ho an'i Mahamasina .
Tsy seza volamena isakin'ny mpijery no ilainay fa toerana ahafahana miray sy mametraka fahatsiarovana izay hipetraka mandrakizay eo amin'ny tantaran'ny firenena .
09/09/2018

28/05/2026

Iza no mahatadidy amin'ilay nahatezitra teto dia inona ilay antony ? Lavitra ezaka ihany ny ady vao tonga 2019 .

28/05/2026

Iza ary ireto Barea 4 mitsam ireto ?

27/05/2026

Melvin mbola sady afaka miandry harato no mamono baolina rehefa tsisy hamono.

Lasa but de la saison tao amin'ny N3 mihintsy .

27/05/2026

𝐌𝐚𝐭𝐡𝐢𝐬 𝐓𝐚𝐡𝐢𝐫𝐲 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚𝐢𝐯𝐨
18 Ans - 1,80 m
Olympique de Marseille

BAREA Sélection U20 ( nisy regroupement , match sns ve izy ity fa ny lisitra no arakin'ny admin farany )

Skills tsotsotra

26/05/2026

Tsapanay ral ah.

26/05/2026

⚽🇲🇬 𝐓𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐞…? 🤔
𝐓𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐞 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐫𝐞𝐡𝐚𝐫𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 …

Ka nolazainareo fa :
❌ “Tsy hisy intsony ao amin’ny BAREA ny mpilalao avy amin’ny division inférieur.”
🔥 “L1 na L2 farafahakeliny no fenitra vaovao !”

Ianareo ihany no nilaza izany fa tsy ilay mpanazatra kosa aloha an

Ary tamin’izany fotoana izany ihany koa…

😔 Nisy aza ireo efa nangarika an’i Tonton Koto,
Kanefa olona isan’ny nanolotra ny ainy sy ny heriny indrindra ho an’ny ekipa fa fotsiny hoe ilay any amin’ny division ambany

⏳ Nandeha anefa ny fotoana…
❌ Tsy qualification
❌ Tsy nisy effectif L2 fara faha alikamatiny

💰 Ny karama aza mbola voatery nampiakarina ihany na dia ilay olona hampiakarina karama aza indraindray mbola mody tsy te hanao tsony 😶

Ary tonga amin’izao andro izao…
✨ Nahazo Nouveauté avy amin’ny N3 ihany aloha na dia izany ary.

📌 Indraindray tsara ihany ny manao jery todika.
🙏 Masina ny Tanindrazana Tompokolahy sy Tompokovavy. 🇲🇬

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Antananarivo