Makawa Body Karate

Makawa Body Karate

Share

Séance de:
Fit Sport
Self défense
music workout
health care
well being
����

27/06/2026

Ehhh les filles, 🤣🤣🤣🤣

Photos from Makawa Body Karate's post 06/06/2026

Tsy mijanona eo amin'ny fanatanjahantena ihany fa nanorina fiaraha monina vaovao mamy be ireto vehivavy ireto.
Lasa toy ny mpirahavavy mpinamana.

Nahatsiaro manokana ny reny mitarika eto Makawa (Malagasy Karaté-do Wado) ny ankizy anio, ary tsy nanadino ihany koa ny mpiara-manao Makawa Body Karate
Faly be izy ary ankasitrahana ny ray amandreny sy ny ankizy rehetra.

Merci be ry zareo ah.

16/05/2026

Rehefa miaraka mikotrana dia lasa mpinamana dia miaraka manala azy.
Nkamban'ny tiktok ny generation samihafa, tsy misy hoe maman'i Anona na madimozely fa ao mitovy daholo
Androany niaraka nanala azy vita kotrana
💪👯‍♀️👯‍♀️🏃🏻‍♀️🏋🏻‍♀️💃💃

28/04/2026

Voky ve ianareo raha izao no sakafo.

*Jus d'orange fraîchement pressé
*Pudding flocon-banane-choco
*Avocat et oeuf sur plat

😋😋
Bon appétit !!


18/04/2026

Ny Sabotsinay,
Ao anaty fifaliana sy arahana tsiky hatrany.

Tsy heno io havizanana io eh

Ndao hiaraka aminay

27/03/2026

Aoka ho tsaroana fa na zoma ary anio rahampitso Sabotsy. Entraînement ohhh

10h30 à 11h30

Photos from Makawa Body Karate's post 21/03/2026

Chaque samedi, on se dépasse soi-même, ensemble on est motivé

18/03/2026

Démonstration lors du tournoi inter-établissements MAKAWA
Date du 14 Février 2026

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Andravoahangy Ambony
Antananarivo
101