Sain-kitra

Sain-kitra

Share

Resaka kitra manontolo

31/01/2023

Ireo 11 lahy ijoro voalohany amin'ny fihaonana amin'i Senegal afaka fotoana fohy

Alefaaa bareaaa ๐Ÿ”๐Ÿ”๐Ÿ”๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

31/01/2023

Hiakatra ankianja indray ny barea๐Ÿซถ๐Ÿป๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌanio alina amin'ny 10 ora hifandona amin'ny Senegal ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ณ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ณ
Lalao manasadalan'ny CHAN
Mirary soa ny barea isika mba hahomby anio ary ho fety be indray eto antanana๐ŸŽŠ๐Ÿฅณ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Alefaaa bareaaa๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”๐Ÿ”๐Ÿ”

30/01/2023

Joรขo Cancelo!!๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡น๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡น๐Ÿ’™๐Ÿ’™

Nahita marimaritra iraisana ny Bayern FC sy ny Man City fa ho ampindramin'ity farany any Bayern hatramin'ny farany ity taom-pilalaovana ity I Cancelo๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡น
Amin'ny sarany manodidina ny 70 tapitrisaโ‚ฌ

Atao afaka andro vitsy moa ny andrana aram-pahasalama ho an'ity vodilaharana havanana ity ๐Ÿ’™โค

โœ๐Ÿปโœ๐ŸปFabrizio Romano
Marca

28/01/2023

Bareaa๐Ÿ”๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Lavotsika tamin ny isa 3 noho 1 ny Mozambika ka tafiakatra hiatrika ny manasadalana hiona amin Senegal isika

Alefaaa bareaa๐Ÿซถ๐Ÿป๐ŸŽ‰๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”
Aiza ianao no mifety izao fandresen'ny Barea izao ๐Ÿ˜Š๐Ÿ”?

28/01/2023

Ireo 11 hijoro voalohany araka navoakan'ny Federasiona Malagasy ny baolina kitra

Tsy nisy fihovana tamin'ny lalao fifanin-tsanana ary mino izahay fa hitovy tamin ireny koa ny vokatra

Alefaaaa๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”

Photos from Sain-kitra's post 28/01/2023

Hiakatra ankianja indray ny mahery fon-tsika anio,hifanandrina amin ny ekipam-pirenena Mozambikanina

Manantena vokatra tsara isika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Alefaaa Bareaaaa๐Ÿซถ๐Ÿป๐Ÿซถ๐Ÿป๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ’Ž

27/01/2023

Ireo 11 lahy tsara indrindra miaraka amin'ny mpanazatra tsara indrindra nandritra ny lalao isam-bondrona ny CHAN 2023โšฝโšฝ
Ary I Koloina no mpilalao mendrika indrindra amin izy ireo๐Ÿ”๐Ÿ”
Lalao roa monja dia ampy nanamporofoiny ny trakaifeny๐Ÿฅณ

Alefa barea๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœณ

23/01/2023

Bareaaaaaa๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Tafiakatra amin dingana manaraka isika rehefa nandresy 3 0 ny soudan... ary mety ry zareo Mozambika no hifanandrina @ antsika amin izany๐Ÿซฑ๐Ÿปโ€๐Ÿซฒ๐Ÿฝ

Merci bareaa๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Alefaaaaa๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

23/01/2023

Toy izao ny firafitry ny Barea raha hifandona amin ekipa soudan anio amin folo ora alina

Alefa bareaa๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

23/01/2023

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐ŸšจAraka ny voalazan I GERARD ROMERO dia tsy manana heritreritra ny hanohy ny fifanarahana miaraka amin Paris S.G I L.MESSI

20/01/2023

Mampalahelo!๐Ÿ˜“Nahiditra am-poja I Dani Alves ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡ท rehefa voalaza fa nanararaotra ara-nofo tovovavy iray tamin ny toeram-pandihizana tao Barcelone ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ

Photos from Sain-kitra's post 20/01/2023

Ofisialy!!๐Ÿฅณ lasan'ny Atletico de madrid๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ io Memphis depay๐Ÿ‡ฑ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฑ๐Ÿ‡บ izay mpilalaon ny FC Barcelone ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ
Nanasonia fifanarahana hatramin jona 2025 ny lehilahy ary amin vidiny 3/4 tapitrisa โ‚ฌ๐Ÿค‘

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

De La Football Au Monde
Antananarivo
102