N'dao anao vacance

N'dao anao vacance

Share

Hitety an i Madagasikara isika �

16/09/2023

Ndao anao vacance ary e🥰

Mbola mitohy promotion ah🥰🔥🥳🤩

irery tsy misy namana ve ianao na koa hoe famille 👨‍👩‍👧‍👦 na groupe

Ndao hiaraka aminay ary ,ataon tsika masaka be io vacance io mba hanala sorisory
daty le 👉🏻20Septembre kahatramin ny 25septembre2023
👉🏻Afaka manao Privet ihany koa izahay
👉🏻Raha vonona ianao androany dia lasa isika
👉🏻Afaka misafidy date ihany koa ianao🤗
6 jours isika mande Majunga aza tara ah
2 jour en route
4jours place
5 jours nuite

▶️seulment 350 000ar par persone ;efa ao anatiny sakafo maraina ,antoandro ,hariva ,frais aller et retour ,frais mivezivezy any an toerana ,

▶️hitsidika Cirque Rouge isika dia plage Antsanitia ,
grand pavoi , pett plage

Tsy miantoka sakafo en route izahay

Alaivo contrat anao fa asin tsika contrat 👍

Assurance de voyage assure👌

maro surprise avec cadeaux🎁🥰 ho hitanao any

fa mitongava misoratra anarana mivantana ary maka tapakilanao
aty aminay Ambohimanandray Abohimanarina , na miantso mivantana ny laharana 0388291714

NB. zaza latsaki ny 4ans gratuit , famille iray efin trano iray , na koa hoe nareo roa pivady fotsiny dia efitra iray 🥰

Date manaraka au
27 au 02 octobre2023
05 au 10 octobre 2023
15 au 20 octobre2023

Photos from N'dao anao vacance's post 13/09/2023

Ndao anao vacance e!🥳🥳🥳🥳

Harabaina ianareo telo voasarika fa hiarak@ nay anao vacance ary e!

Mba miditra messages prive ary isika aloa 🥰🥰🥰

Aza manahy ireo tsy voasarika fa mbola misy ihany 🔥

Noutiavina Joelle😍

Rina Niako Rafaly😍

Bell Rasoa 😍

Photos from N'dao anao vacance's post 11/09/2023

N'dao anao vacance e!🥰

@ alarobia izao fisarihana @ 10h aza miala

🥳🥳🥳🥳🥳izay voasarika dia vacance gratuit miarak@ nay 😍

Photos from N'dao anao vacance's post 31/08/2023

Ndao anao vacance ary e🥰

Mbola mitohy promotion ah🥰🔥🥳🤩

irery tsy misy namana ve ianao na koa hoe famille 👨‍👩‍👧‍👦 na groupe

Ndao hiaraka aminay ary ,ataon tsika masaka be io vacance io mba hanala sorisory
daty le 👉🏻10Septembre kahatramin ny 15septembre2023
👉🏻Afaka manao Privet ihany koa izahay
👉🏻Raha vonona ianao androany dia lasa isika
👉🏻Afaka misafidy date ihany koa ianao🤗
6 jours isika mande Majunga aza tara ah
2 jour en route
4jours place
5 jours nuite

▶️seulment 350 000ar par persone ;efa ao anatiny sakafo maraina ,antoandro ,hariva ,frais aller et retour ,frais mivezivezy any an toerana ,

▶️hitsidika Cirque Rouge isika dia plage Antsanitia ,
grand pavoi , pett plage

Tsy miantoka sakafo en route izahay

Alaivo contrat anao fa asin tsika contrat 👍

Assurance de voyage assure👌

maro surprise avec cadeaux🎁🥰 ho hitanao any

fa mitongava misoratra anarana mivantana ary maka tapakilanao
aty aminay Ambohimanandray Abohimanarina , na miantso mivantana ny laharana 0388291714

NB. zaza latsaki ny 4ans gratuit , famille iray efin trano iray , na koa hoe nareo roa pivady fotsiny dia efitra iray 🥰

Date manaraka 20 au 25 septembre2023
27 au 02 octobre2023
05 au 10 octobre 2023
15 au 20 octobre2023

Photos from N'dao anao vacance's post 31/08/2023

N'dao anao vacance e!🗣

Way 😲, andao jeren tsika ilay tsy nivoka faritra hoe 🧐??? 60 000ar par person

Manalazy vita Bac 🥳🥳 le 16au 17 septembre🤟🏻

Anao rodo be isika 🙆🏻

Ho an ny Ampefy 🤭🦹🏻‍♂

Frais any an toerana

Rano

Grillade 🍾🍗🍡🥗🥪🍔🍟

Ataon tsika miavaka satria any isika mijanona dia mody ny ampitso 😁😁

👉🏻Manao shoting isika 📸📸

👉🏻Hilalao rano ,piscine

👉🏻 Geiger's

👉🏻 chute de Lily

👉🏻 Ilo de la vierge

Tsy mody fa anao afon Dasy🔥🔥
Hihira 🎤🎸sy Hadihy isika 💃🏻🕺🏻

Ao fa hahazo cadeaux avy aminay ianareo 🥰, 🎉🎁🎁

Fandrio mialoha placenao ary e! Midira message prive na antsoy ny 0388291714

29/08/2023

Photos from N'dao anao vacance's post 15/08/2023

Salama tonga eto Majunga izahay izay hiarakaminay Antsanity le 16 aout @ 09: 00
8 000ar frais

lac à sacret 17 aout @ 09:00 ,8000ar frais

Cirque rouge 18 aout @09 : 00

Grand pavoit : 5 000ar

Misy kilalao par groupe dia misy cadeaux 💞💝

Fiangana tsaramandroso

Mp na 0343428261

Photos from N'dao anao vacance's post 12/08/2023

Ndao anao vacance ary e🥰

irery tsy misy namana ve ianao na koa hoe famille 👨‍👩‍👧‍👦 na groupe

Ndao hiaraka aminay ary ,ataon tsika masaka be io vacance io mb anala sorisory
daty le 25AOUT kahatramin ny 30Aout
6 jours isika mande Majunga aza tara ah
2 jour en route
4jours place
5 jours nuite

▶️seulment 350 000ar par persone ;efa ao anatiny sakafo maraina ,antoandro ,hariva ,frais aller et retour ,frais mivezivezy any an toerana ,

▶️hitsidika Cirque Rouge isika dia plage Antsnity , LAC Sacret
grand pavoi , pett plage

Tsy miantoka sakafo en route izahay

Alaivo contrat anao fa asin tsika contrat 👍

Assurance de voyage assure👌

maro surprise avec cadeaux🎁🥰 ho hitanao any

fa mitongava misoratra anarana mivantana ary maka tapakilanao
aty aminay Ambohimanandray Abohimanarina , na miantso mivantana ny laharana 0388291714

NB. zaza latsaki ny 6ans gratuit , famille iray efin trano iray , na koa hoe nareo roa pivady fotsiny dia efitra iray 🥰

Photos from N'dao anao vacance's post 09/08/2023

Ndao anao vacance ary e🥰

irery tsy misy namana ve ianao na koa hoe famille 👨‍👩‍👧‍👦 na groupe

Ndao hiaraka aminay ary ,ataon tsika masaka be io vacance io mb anala sorisory
daty le 15 AOUT kahatramin ny 20Aout
6 jours isika mande Majunga aza tara ah

▶️seulment 370 000ar par persone ;efa ao anatiny sakafo maraina ,antoandro ,hariva ,frais aller et retour ,frais mivezivezy any an toerana ,

▶️hitsidika Cirque Rouge isika dia plage Antsnity , LAC Sacret
grand pavoi , pett plage

Alaivo contrat anao fa asin tsika contrat 👍

Assurance de voyage assure👌

maro surprise avec cadeaux🎁🥰 ho hitanao any

fa mitongava misoratra anarana mivantana ary maka tapakilanao
aty aminay Ambohimanandray Abohimanarina , na miantso mivantana ny laharana 0388291714

NB. zaza latsaki ny 6ans gratuit , famille iray efin trano iray , na koa hoe nareo roa fotsiny dia efitra iray 🥰

Photos from N'dao anao vacance's post 06/08/2023

Ndao anao vacance e ! : Plage d'Antsanitia indray no alehantsika 😁😁🥰🥰
Satria dia tonga eto Majunga ny ekipa
🟥 Dates : / 09Août / 17 Août 2023 😊

🤔🤔 Tarif ve ?? Natao mirary be 😁😁😁:

❤ 10 000Ariary par personne ❤ (sans déjeuner io an 😁)

🟡 Ireto no miaraka amin'io prix io :

➡ Transport aller-retour 🚌

➡ Guidage et droit d'entrée 🚶🏼🚶🏽‍♀

🟥 Ka toy izao ny programme :

👉 Aleo mba hiala vizana eny amoron-dranomasina indray aloha eee 🏊🏼🏊🏼‍♀

👉 Rehefa hody ny masoandro dia mba mody koa isika eee 😁😁

🟣 Ora fiaingana eto Majunga : 07h00 Mahabibo🥰😁

🟣 Ora fiaingana any Antsanitia : 16h00 eo amin'ny parking 😊😊

🟥 Raha vonona ianao na koa liana dia manasa anao mba :

▶ Hiantso ny laharana: ☎ 038 82 91714

▶ Hanoratra ato amin'ny pejy Ndao anao vacance

Ndao ary hiala voly fa reraka eo isika 🤗🥳🥳

Photos from N'dao anao vacance's post 03/08/2023

Ndao anao vacance 🏖🏝

Miala rotoroto lava ,dia haka rivotra kely isika 🥳🥳

Mbola misy toerana disponible le 07 aout ho avy izao ah! frais 60 000ar

Na ihany koa hoe hiaraka aminay antramin ny 5 jour🤡 hilalao dia 370 000ar

fety hafinaritra noho ataon tsika
Efa ao anatiny avoko ny trano , ny sakafo maraina atoandro ,hariva , frais aller et retour , frais any an toerana , dia hitsangatsangana isika : Antsanity , cirque rouge ary , grand pavoit , ny ariva mande Bord sy village touristique tompoko, misy kilalao maro aton tsika any misy fizarana t_ shirt ihany koa tompoko, mitongava maka tapakila anao aty @ birao anay Ambohimanandray Ambohimanarina , avance 50 000ar ,
Antsoy ny numero 0388291714

02/08/2023

Ndao anao vacance ary e🥰

irery tsy misy namana ve ianao na koa hoe famille 👨‍👩‍👧‍👦 na groupe

Ndao hiaraka aminay ary ,ataon tsika masaka be io vacance io mb anala sorisory
daty le 15 AOUT kahatramin ny 19 Aout
5 jours isika mande Majunga aza tara ah

▶️seulment 370 000ar par persone ;efa ao anatiny sakafo maraina ,antoandro ,hariva ,frais aller et retour ,frais mivezivezy any an toerana ,

▶️hitsidika Cirque Rouge isika dia plage Antsnity , LAC Sacret

maro surprise avec cadeaux🎁🎁🥰 ho hitanao any

fa mitongava misoratra anarana mivantana ary maka tapakilanao aty aminay Ambohimanandray Abohimanarina , na miantso mivantana ny laharana 0388291714

NB. zaza latsaki ny 6ans gratuit , famille iray efin trano iray , na koa hoe nareo roa fotsiny dia efitra iray 🥰

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo