‼️ CALISTHEN-IST ‼️
Ito ary ilay vidéos izay famintinana ny fiarahana nikotrana nataonay tamin'ireo mpianatry IST .
Ny challenge natao moa dia ireto :
-⚔️ Run / burpees / run / squat / run / pompes / run / crunch (abdo ) / run ⚔️
- ⚔️Farany dia nanao max poids du corps izay tiany ( na Muscle-ups / Traction...) ⚔️
Nali hybrid athlète Liantsoa Ramahefandriaka Iali Andria Kevin Lee Street BRO Calisthén-IST
Gorilla Squad MDG
GORILLA Transformation
HYBRID ATHLETE. Move to inspire🇲🇬
Gym/lifestyle/Community/Events
18/05/2026
------- FRATERNITÉ --------
‼️Fidio ny olona manodidina anao‼️
🦍🚀Ny olona tsara kokoa dia manova ny fomba fisainanao,
manitsy ny fahadisoanao,ary mampiseho aminao izay zavatra azo tanterahina.
Na ianao mianatra zava-baovao ka mitombo,
na ianao taraiky any aoriana.
Izany no maha-zava-dehibe ny olona manodidina anao.
Satria ny fandrosoana dia tsy miankina amin'ny ezaka fotsiny…
📌fa miankina amin'ny tontolo iainanao koa.🦍
Nali hybrid athlète Kevin Lee Liantsoa Ramahefandriaka .
16/05/2026
‼️Lehilahy vonona,lehilahy vanona‼️.
Meeting improvisé niarahana t@ zareo Calisthén-IST izay fikambanan'ny mpianatrin'ny IST Ampasampito miangaly ny taranja Claisthenie na STREET WORKOUT.
Fiarahana mikotrana /fifampizaràna no natao teto.
Mahafinaritra ary mahavelom-bola anay tokoa ny mahita tanora mirona sy mifampitarika @ fanatajahan-tena 🚀🦍
Manamarika izany fa miampita ny hafatra zaraina eto @ pejy.
Aza miala alavitra aza fa hoavy ny vidéo fa mandrapà aloha dia ireto misy sary vitsivitsy🙏🚀
Nali hybrid athlète Iali Andria Ideal Tolotsoa Street Workout Mada Street BRO Kevin Lee Liantsoa Ramahefandriaka .
‼️WOD‼️
''WOD CROSSFIT💡'' indray no nataonay tamin'io challenge io 🔥🦍 . Ireto avy ary ny exercices natao :
- 5 Burpees / 10 Sit- ups / 15 Squats izay averina in- 20 😬🔥
Ho an'ireo tia maka courbatures dia mety aminao ity ka aza misalasala manao azy 🤗 sady avec garantie 🫡.
S/o : L'équipe 🦍
Kevin Lee Nali hybrid athlète Iali Andria Curry Aranjah Ranto'SW Calisthenic Ka Rapilo Ideal Tolotsoa
14/05/2026
🚨28K 🦍🚀.
Fisaorana be hoanareo izay teo foana hatrizay,miarahaba an'le tafiditra ihany koa.
Tsy chiffres fotsiny ireo aminay fa manambara ny impact ny mouvements eo anivon'ny société 🦍🙏
Handroso foana isika,hiaraka hivoatra🚀
Ny tanjona tsy miova...na iray ao anatin'ny 10 aza ny resilahatra fa ilaina ny mikotrana surtout hoantsika lehilahy dia efa zava-dehibe aminay🦍.
Misaotra tompoko.🚀🙏
Enao izany dia io kotrana io foana🥲?
Tsy tia Gorilla le apis🥲
Elah le efa ampy kotrana + diet + repos tsara iny mintsy anefa 🥲🐵
12/05/2026
‼️Ne bois pas d'eau pendant ta séance car ça alourdit l'estomac" ou "ça coupe le souffle"...‼️
🚨C'EST TOTALEMENT FAUX ! Et c’est peut-être justement cela qui t’empêche de progresser.
Voici pourquoi tu dois absolument boire de l’eau (même par petites quantités) à chaque temps de repos :
1️⃣ Tes muscles sont une machine à "refroidissement"
Quand tu pousses de la fonte, ta température corporelle augmente. Si tu ne bois pas, ton cœur et tes muscles ne peuvent pas se refroidir correctement. Résultat ? Tu vas t'épuiser bien avant d'avoir fini tes séries.
2️⃣ "Performance" et non "Poids mort"
L’eau que tu bois pendant la séance ne reste pas simplement dans ton ventre : elle est immédiatement utilisée par ton corps pour envoyer de l’énergie à tes muscles. C’est le manque d’eau qui provoque les crampes et les vertiges.
3️⃣ Les dangers du manque d'eau :
Chute de la force jusqu’à 15%.
Hausse du "Cortisol" (l’hormone du stress qui détruit le muscle).
Incapacité à supporter des charges lourdes.
💡 La méthode :
On ne te dit pas de boire 1 litre d'un seul coup !
👉 Prends 2 ou 3 petites gorgées après chaque série. C’est la meilleure façon de rester hydraté sans jamais avoir le ventre lourd.
N’écoute pas les "on-dit", écoute ton corps et la science. L’eau est le deuxième carburant de tes muscles !
Lien des études en premier commentaire 🚀.
Liantsoa Ramahefandriaka .
🚨Dans la jungle on a pas le droit de juger qui que ce soit seulement par leur apparence ☢️
Streetlifting
Weigthed Set and Reps
Soviet trainning🚀
Ranto'SW Calisthenic Street Workout Mada Nali hybrid athlète ...
BROTHERHOOD:
Samy nandalo an'ty situation ity daholo...
surtout ny bandy 🫵🤣
vitesse ultra pro max activé 🦍Stay hard ,stay toxic,saty compétitive.
11/05/2026
Golilla squad 🐵🐵🐵🐵🐵>>>Gorilla squad🦍🦍🦍🦍🦍
Valin'ny fiezahana ankamantatra fa miaritra🦍.
Sary entiny anehoana fa na kely ny iantombohanao dia ho ngeza indrindra ny hiafaranao🦍🫵
Curry Aranjah Curry RaJh Iali Andria Kevin Lee Liantsoa Ramahefandriaka Nali hybrid athlète .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Antananarivo