NV

NV

Share

NEW VISION CLUB

28/07/2022

Tandremo sao tara fa vitsivitsy sisa ny tapakila fidirana.

26/07/2022

Ho anareo izay maniry ny hanatrika sy hanohana ny mpilalao, voafetra ny toerana.
Réservation : 0349265178

21/07/2022

Vitsivitsy sisa ny billet ho @ Alahady izao fa afaka miditra mp izay mbola tsy nahazo oooo

Photos from NV's post 11/07/2022

Résumé de la première journée d’éliminatoire de « MAZANA »

Photos from NV's post 24/06/2022

Tandremo sao tara ; 30 juin ny fara fisoratana anarana @ ireto toerana manaraka ireto:
- 67ha
- hôtel Antaninarenina
-Douceur jumelle Antsakaviro
Renseignement : 0349265178

Photos from NV's post 22/05/2022

Efa misokatra ny fisoratana anarana

Inscription ouverte

Photos from NV's post 13/05/2022

Nohon’ny loza nitranga ka namoizanay ny mpanohana mpiara miasa iray, dia nisy fiovana kely ny daty hantanterahana ny lalaontsika.

Araka ny fangatahanareo dia indro omena antsika ny * épreuves * rehetra ahafahanareo mandray anjara @ kilalaontsika.

Afaka mandray anjara @ anaranao manokana ianao, afaka mitondra ny anaran’ny club na salle misy anao ihany koa.

sy no mpiara miasa hampita ny lalao amintsika mpakafy.

Mitohy hatrany arak’izany ny fisoratana anarana any @ ireto toerana manaraka ireto :
67ha
hôtel Antaninarenina
jumelle Antsakaviro
Renseignements : 0349265178

01/05/2022

Kilalao mahafinaritra,,,,,,,,,ny « exercices » rehetra fanao @ fanatanjahantena no hifaninana ao:

-Test d’endurance ( ohatra hoe izay mahavita burpees betsaka indrindra ao anaty 1mn)
- Test de vitesse ( ohatra hoe montéeao anaty fotoana tsara indrindra)
- Défi de force ( ohatra hoe izay mahavita manosika presse cuisse mavesatra indrindra)
@ maha kilalao azy dia misy épreuve surprise

Ndao hilalao ary e💪

Fisoratana anarana :
- Fitnice 67ha
- Aina hôtel Antaninarenina
-Douceur jumelle (ex pâtisserie Mont blanc) Antsakaviro
Renseignements : 0349265178

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo