Rahampitso ny fotoana miaraka @ Iraimbilanja Officiel ⚡☠️🎸💪🎹🎶
ASAM Andoharanofotsy
ASAM ou Association Sportive Andoharanofotsy Mitambatra.
C'est un club qui accueille les jeunes de moins de 15 ans pour leur offrir un cadre sportif et éducatif.
👉 Cabaret manokana miaraka amin’ny Iraimbilanja Officiel izay hatao ao amin’ny Ambasadaoro Hôtel Mahabo Andoharanofotsy ny zoma 1er mai 2026.
📌 Misokatra amin’ny 5:30 ora hariva ny varavarana.
👉 Ho fanohanana ny ankizy, mikarakara Cabaret manokana miaraka amin’ny Iraimbilanja Officiel izahay, izay hatao ao amin’ny Ambasadaoro Hôtel Mahabo Andoharanofotsy ny zoma 1er mai 2026.
📌 Misokatra amin’ny 5:30 ora hariva ny varavarana.
🎤 Tongava maro hanohana ny ankizy sy hankafy mozika miaraka amin’ny Iraimbilanja Officiel .
➡️ Mandefasa hafatra miafina / antsoy ny laharana eto amin’ny pejy raha mila fanazavana fanampiny.
21/04/2026
👉 Ho fanohanana ny ankizy, mikarakara Cabaret manokana miaraka amin’ny Iraimbilanja Officiel izahay, izay hatao ao amin’ny Ambasadaoro Hôtel Mahabo Andoharanofotsy ny zoma 1er mai 2026.
📌 Misokatra amin’ny 5:30 ora hariva ny varavarana.
🎤 Tongava maro
➡️ Mandefasa hafatra miafina / antsoy ny laharana eto amin’ny pejy raha mila fanazavana fanampiny
Iraimbilanja Officiel
21/04/2026
20/04/2026
👉 Araho ary zarao ny pejy ofisialinay ho fanohanana ny zanan-tsika.
Ny tanjona dia ny hanome sehatra sy fanohanana ho an’ny ankizy latsaky ny 15 taona amin’ny alalan’ny fanatanjahantena.
➡️ Raha mila fanazavana fanampiny, mandefasa hafatra miafina na antsoy ny laharana ao @ pejy
19/04/2026
⚽ Bienvenue sur la page officielle de ASAM Andoharanofotsy !
Le football, c’est plus qu’un sport : c’est une école de vie.
👉 Ici, nous partageons l’actualité, les entraînements, les matchs et les moments forts des jeunes talents de moins de 15 ans.
➡️ Cliquez sur Suivre et et partagez pour soutenir nos jeunes champions de Asam Andoharanofotsy !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Address
Antananarivo
102