14/01/2023
💢1/4 de Final Senior 1er ⚽
Losc vs Fc Miray.
Dimanche 15 Janvier à Kianja Tanimenabe sicam Anosizato. À partir de 11h 30.
💪
Ato isika ekipany Miray afaka maneho hevitra mitambatra sy mizara ny Calendrier ana Match izay hatao
14/01/2023
💢1/4 de Final Senior 1er ⚽
Losc vs Fc Miray.
Dimanche 15 Janvier à Kianja Tanimenabe sicam Anosizato. À partir de 11h 30.
💪
Vitasoa ny lalao 8 ème de final izay nifanandrinanay t@ zareo R.4 Miray.
Nandresy t@ isa 2 sy 1 izahay Fc Miray.
Hisaorana lehibe ny Tompo fa nomeny vokatra tsara izahay anio🙏🙏🙏
Ary mbola hapetrakay feno eo am-pelatananao ry Tompo ny 1/4 de final izay miandry anay tsy ho ela.
💪
07/01/2023
8 ème de Final Senior 1er ⚽
R.4 Miray vs Fc Miray
Dimanche 08 Janvier à Kianja Tanimenabe sicam Anosizato. À partir de 11h.
💪
Nandresy tsy niady izahay omaly t@ lalao 16ème de final vs As Tom.
@ 8ème de final indray izany ny tohiny.
💪
16/12/2022
16 ème de Final Senior 1er ⚽
Fc Miray vs As Tom
Dimanche 18 décembre à 13h 10min.
💪
👉 @ Alahady 31 Janoary 2021.
👉 1/2 final eny @ Fenoarivo Benasandratra.
👉 @ 1ora sy sasany Fc Miray vs Copain.
👉 @ 2ora sy sasany Dilly Fc vs Z Asa.
👉 Ho mafy ny ady @ nio ary tsy ho mora💪
✌
'être💪
👌
17/01/2021
💢Vita soa ny match 1/4 de final.
👉Fc Miray(2) vs Fc Malaza Ampitatafika(1)
Hisaorana An'Andriamanitra lehibe fa nomeny hery sy tanjaka ho atsika Fc Miray, ary nazaona ny vokatra tsara🙏🙏🙏
👉Azo tsika indray ilay Ticket makany @ 1/2 final.
✌
'être💪
👌
@ Alahady 17 Janvier 2021.
1/4 de final à Fenoarivo Benasandratra.
@ 12 ora tsy diso.
👉 Fc Miray vs Malaza Ampitatafika
Mivonona tsara aby zala Miray anh.
'être
11/10/2020
💢Vita soa ny match.
3 point 👉 Naresy 3 et 2 iany
na dia mafy aza ny ady 💪💪
⚽
'être👌