18/05/2026
Nandritra izay fotoana ela ela zay nanomana zavatra tsara be ho entinay hanomezana fahafaham po ho anareo ny ekipa.. 💪
Maro be ny Asa nandritran'izay fotoana ela ela zay, fa indro ary aloha ny ampahany tany @ faritra Vakinakaratra tany👉
Fifaliana be hatrany ny fotoana teto👏
Fianakaviana Mamy be.❤️ Mifankatia be🙏ireto Fianakaviana Nahatoky anay ireto.
Tany @ faritra Vakinakaratra tany no nampifandraisanay sy nampihaininay ny fifaliana sy fifankatiavana tamin'ireto Fianakaviana mahafinaritra be ireto..
👉Espace Mahatamana Antsirabe
Ny laharana tokana hifandraisana
034 16 367 12