15/08/2026
âŒïž MIHEZĂ FOANA HO PROCHE DE LâĂCHEC RAHA TE HITOMBO
Ny ankamaroanâny olona dia mieritreritra fa manao entraĂźnement hatraminâny Ă©chec musculaire. Nefa raha ny marina, tsy izany ny zava-misy.
Ny iray aminâireo zavatra lehibe mampitombo ny muscle dia ny tension mĂ©canique, na koa hazavaina aminâny hoe âeffective repsâ.
Ny dikanâizany dia hoe, ireo 3-5 reps farany eo ho eo alohanâny Ă©chec musculaire no manome stimulus lehibe indrindra aminâny fitomboanâny muscle, satria aminâizay fotoana izay dia voa-recruter kokoa ireo fibres musculaires manana seuil ambony ary miasa mafy indrindra.
Ny olana anefa dia izao:
Betsaka ny olona mijanona alohanâny hahatongavany aminâio fotoana io.
Manomboka mamay ilay sĂ©rie, lasa sarotra, mihena kely ny vitesse-nâny reps⊠dia ajanony ilay sĂ©rie satria mieritreritra izy fa efa tonga aminâny failure na Ă©chec musculaire.
Nefa raha ny marina, mbola afaka nanao 3, 4, na 5 reps izy.
Raha mijanona lavitra toy izany aminâny failure foana ianao, dia mety tsy hahazo ilay ampahany aminâny sĂ©rie izay manome stimulus lehibe indrindra.
Ary mety ho iray aminâireo antony lehibe mahatonga ny olona sasany hanao entraĂźnement tsy tapaka mandritra ny taona maro izany nefa dia kely na tsy misy mihintsy ary ny progrĂšs hita aminâlay olona.
âïžTsy hoe tsy miraharaha ÂŽlay olona
âïžTsy hoe ratsy gĂ©nĂ©tique
Fa:
â
tsy manao entraĂźnement mafy sy ampy izy ireo. đȘđ„
NB: Tsy voatery andeha jusquâĂ lâĂ©chec total isakinâny sĂ©ries ianao. Tazomy ho 2-3 rĂ©pĂ©titions en rĂ©serve aminâireo exercice lourde (squat, bench, Soulever,sns) mba hialana aminâny blessure; manaova Ă©chec total kosa aminâireo exercice dâisolation na tsapanao fa en sĂ©curitĂ© kokoa ianao (leg extension, leg curl, Ă©lĂ©vation latĂ©rale Ă la machine, sns).