24/05/2026
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny ART MARTIAL ihany koa ny morale sy ny fitondran-tena ✅
Noho izany ☝️ tsy maintsy misy fotoana ananaran’ny Sensei sy hizarany lesona momba ny fiainana, ny discipline, ny respect ary ny fomba fitondra tena tsara.
Satria ny karaté dia tsy manamboatra mpiady fotsiny… fa manabe olona ihany koa. ✨
24/05/2026
🥋 “Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara.”
Raha misy zavatra tsara hitanareo ato amiko androany, dia noho ireo nampianatra sy nanoro lalana ahy tamim-paharetana sy tamim-pitiavana. 🙏
Fisaorana lehibe ho an’ny Maître-ko, izay tsy nampianatra teknika karaté ihany, fa nampita ihany koa ny soatoavina entina miaina isan’andro.
Mankasitraka indrindra Shihan Char Lee Rakotobe amin’ny fotoana, faharetana ary ny zavatra rehetra nataonao ho ahy.
Voninahitra ho ahy ny nitondra sy mbola hitondra ny fampianaranao ao amin’ny club 🥋🔥
Sensei Tony Randrianantoanina 📝 Antoine Randria
14/05/2026
👨👩👧 Chers parents,
Nous sommes le premier modèle de nos enfants 🔥
Ils regardent plus nos actions que nos paroles ☝️
Soyez l’exemple du respect, de la discipline et des bonnes valeurs que vous souhaitez voir en eux. ✨ et rendons-les fiers d’avoir des parents comme nous. ✨
30/04/2026
Ndao indray eeee! Seishin IMPACT ✅ (Partage 26 juin)
Hizara tsiky 😊 sy fanomezana 🎁 ho an’ny mpiray tanindrazana isika ❤️
👉 Iza no hiaraka aminay ?
Na mpikambana ao @ club ianao na tsia, misokatra ho an’ny rehetra 😊
🎯 Raisina an-tanan-droa :
👕 Akanjo & kiraro mbola tsara
🧸 Kilalao
📦 Zavatra madio tsy ampiasaina intsony
🛒 PPN (menaka, siramamy, yaourt, sns…)
💡 Afaka miara-manolotra azy miaraka aminay koa ianao amin’io andro io 🔥
📅 Fanatanterahana : Sabotsy 20 Juin
➡️ Fanangonana alohan’io daty io :
Mercredi : 14h – 15h30
Samedi : 9h30 – 12h30
📍 Dojo Analamahitsy
🙏 Samia ho Tena Andriamanitra
26/04/2026
🥋 Ny lalan’ny karateka dia tsy natao handresy ny olona… fa handresy ny tenany.
Matetika isika variana mifaninana amin’ny hafa… kanefa ny ady tena izy dia ao anatintsika ♥️
Ny tahotra, ny hakamoana, ny hatezerana - ireo no fahavalo☝️
Reseo ireo… dia ho tonga mpandresy marina ianao.
24/04/2026
🔥 Ho an' ny membre sy ny Anciens KOKAJU rehetra, Tongava maro !
STAGE avec Shihan Char Lee Rakotobe (Fondateur du club KOKAJU)
📅 01 Mai
📍 ANS Ampefiloha
⏰ 7h à 11h
👨👩👧👦 Ireo RAD manotrona dia asaina am-pitiavana hanao jogging fa hisy koa ny fampianarana Self-Defense maimaim-poana ho anareo 😊
07/04/2026
🚨 NOUVELLE ADRESSE 🔥... Analamahitsy 🕺
Mercredi 14h-15h30 et Samedi 11h-12h30 ⏰
https://maps.app.goo.gl/Qpv7M3M3FrQpCMi97
👉 Envie de rejoindre une vraie famille karateka et progresser ?
C’est le moment de passer à l’action !
31/03/2026
✨ Le bon moment fait toute la différence ☝️
🥋 Les 3 timings en karaté
🔹 Go no sen 👉 Réagir après l’attaque
🔹 Sen no sen 👉 Agir en même temps
🔹 Sensen no sen 👉 Anticiper et attaquer avant
23/03/2026
👂On entend avec les oreilles…
❤️ On écoute avec l’attention.
Trop souvent, on répond avant même d’avoir compris.
Pourtant, une vraie écoute peut apaiser, rapprocher et éviter bien des malentendus.
Aujourd’hui, faisons un effort simple mais puissant :
👉 se taire un instant
👉 regarder l’autre
👉 comprendre avant de répondre
Parce qu’écouter, c’est déjà respecter. 🌿