06/07/2026
Otran’izao ny equipen’ilay Jovier de Tsihombe rehefa hiaro an’ilay amboadia mitafy volon’ondry.
Efa tsy voaaronareo @ fahamarinana intsony iny satria ny toriteny nataony mihitsy no nahafantarana ny tena endriny fa tsy honohono fotsiny. Ombiasanareo izy zao👻
Jovier ilay ex Prêtre tsy manaiky hiala fa mibodo tranom-piangonana ka manomboka miantso ny olona hanao tsinotsinona ny Konfesy sy ny Komonio ary ny Lamesa ary mamela azy ireo hanao sorona biby sy hampijery dadarabe.
Raho an’io kahy lahy io Romile io, mahasake mitsibore ty raha tsy fitsiboregn’ondate, ary fahavalon’izay mitetika hanao sakafo ny ondrikelin’ Andriamanitra.
Je ne suis pas là pour sucer les pieds de qui que ce soit, je suis là pour vivre ma gratitude envers celui qui m’a sauvé en offrant sa vie, et s’il le faut je donnerai la mienne😍
Ici c’est Romile le p’tit frère de Jésus✝️