05/04/2026
Tournoi p***a Bira
2 em Victoire de notre champion pour 2026
Team 114 en avance🙂🔥💥
Never give up💪💪
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Team 114 Vaknà, Sports Team, bira, Antananarivo.
05/04/2026
Tournoi p***a Bira
2 em Victoire de notre champion pour 2026
Team 114 en avance🙂🔥💥
Never give up💪💪
27/02/2026
Ireo no ijerena n'y combattant 2026&2027
Team 114 Never give up💪🥰🐓
Mikarakara hatrany fa tsy mañana barbu🥰🤗
Mba nakana attaque le lava fantsy teto e😅
114 efa vonona ho amin'ny saison 2026💪🕕
Soldat Team114 pour 2026, ligné Messi, izy mianadahy reo miganohotra reo
Mioandrika tahak'zao n'y ngeza s'y lava fantsy refa tratrany boy kel 114🤔😀
Misy bandy akama niantoka vola n'y adve tao 😅😅😅
15/03/2024
Vonona ny 114 amin'ny paka eto Antsirabe
Akoho 5 no handraisanay n'y vahiny na ny eto antoerana manana mitovy.
Afaka manao grand prix rehefa mitovy ny biby🙂
N'y akoho no miady fa isika mpinamana foana
23/10/2023
Manaraka indray manao misimisy e😊😘
23/10/2023
Mankasitraka antsika rehetra Tonga nanotrona ny challenge nokarakarain Team 114 vaknà teto Antsirabe.
18/09/2023
Final Mimoza Ambatolampy!
Résultat Team 114 Vaknà:
16/09: sahala 🙂Team114 vs Antoine Tana 15mill
Victoire😊 Team 114 vs Team comédie tana 15 mill
17/09: Victoire 😊Team 114 vs Ambohimandroso 3,5 mill
Victoire 😊Team 114 vs Team boxer(poa droa) 5mill
3 victoire 😊😊
1 Nul
Mankasitraka n'y mpikarakara🙏 tamin n'y fanomezana meilleur Team izay azon ny Team 114 Vaknà.
Ho ela velona n'y adin akoho Team 114 Vaknà vonona hatrany😊💪😏