Madagascar Fight Wear

Madagascar Fight Wear

Share

🥋 Kimono Vita Gasy
🔥 Solide & Confortable
📩 Disponible sur commande

26/08/2026

🔥 KIMONO DISPONIBLE 🥋🔥

Ho an'ireo tia Karate • Judo • Taekwondo • Aïkido 💪🥋
✨ Kalitao tsara
✨ Matanjaka sy mahazo aina
✨ Mety ho an'ny entraînement sy compétition

📩 Mandray commande ihany koa
Aza tara fa mety ho lany haingana! 🔥
👉 MP ho an'ny commande sy renseignement.

25/08/2026

🥋🔥 KIMONO MARTIAL ARTS 🔥🥋

Mitady kimono tsara kalitao ho an'ny Karaté, Judo, Taekwondo na Aïkido ve ianao? 😍

👉 Mandray commande kimono izahay 🥋✨
Mety ho an'ny ankizy sy olon-dehibe.

📩 Alefaso MP raha te hanafatra na mila fanazavana.

22/08/2026

✨ Mivarotra Kimono sady mandray commande izahay! 🥋

Mitady kimono tsara kalitao ve ianao? Eto no toerana mety! Mandray commande araka ny filàna ihany koa izahay.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana na hanao commande. Tongava maro!

21/08/2026

🥋 KIMONO VAOVAO MISY AMIDY 🥋

Ho anareo manao Karaté, Judo, Aïkido na Taekwondo 👊🔥
Kimono tsara kalitao, mety amin’ny ankizy sy olon-dehibe.

✅ Madio sy tsara kalitao
✅ Mahazo aina rehefa manao entraînement
✅ Misy taille samihafa
📩 Mandray commande ihany koa

Aza miandry ela fa mety ho lany haingana ny stock 😍
👉 Alefaso MP raha mila fanazavana sy commande.

🥋🔥 Miomàna amin’ny entraînement amin’ny kimono tsara!

20/08/2026
18/08/2026

🥋 MANDRAY COMMANDE KIMONO 🥋

Efa mandray commande kimono isika izao 😍🔥
Ho an’ny 🥋 Karaté • Judo • Taekwondo • Aïkido

📩 Alefaso MP ny taille sy ny modèle tianao.

Commande-nao raisina dieny izao! ❤️🥋

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Lot ANO 252 Antsampandrano
Antananarivo
ANTSAMPANDRANOILAFY

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 09:00 - 11:30