27/08/2025
Ho an' izay vonona ny andray anjara dia antsoy ny 033 57 630 83 ⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7 📍 Terrain BUT FOTSY, (ambanin’ny Fiangonana Advantista Malaza) Ambohijanaka 📅 Alahady 31 Aogositra 2025 ⏰ Vita iray andro – Depart 1/8 de finale Droit: 25.000 Ariary (tsy misy frais d’arbitre) depart 1/8 de finale. Vita iray andro 🏆 Fanomezana Mpandresy: 200.000 Ariary Resy Finale:25.000 Ariary
Samia mitondra baolina!
26/08/2025
🏆CHAN
✅Tafiakatra amin'ny dingana Famaranan'ny CHAN ny ekipam-pirenena Malagasy rehefa naharesy 01 no ho 0 ny ekipam-pirenena Soudanais.
Lasan-tsika ny fandresena na teo aza ny tsy fahampian'ny mpilalao teny ankianja.
25/08/2025
FC STAR (Anosizato) sy NAMAKIA (Ambatolampy) no nibata n'y amboara OMALY ALAHADY 24 AOGOSITRA 2025
MIARAHABA AZY IREO
ARY MISAOTRA IREO REHETRA IZAY NANDRAY ANJARA IHANY KOA
25/08/2025
MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANDRAY ANJARA
GENERATION (Ampitatafika)
OM (Fasan karana)
STAR (Anosizato)
CASA SPORT (Ankaraobato)
S.A (Ankadindratombo)
GENERATION 2 (Ampitatafika)
ZOKY MISOMA (Alatsinainy)
MANDAM (Bypass)
MANKAFY (Tsilazaina)
MINEUR (Ambohijanaka)
JAH LOUP (Ambatomalaza)
MAHERY (Malaza)
(Ambohijanaka)
25/08/2025
MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANDRAY ANJARA SY NANOTRONA OMALY ALAHADY 24 AOGOSITRA
24/08/2025
REHEFA AVY EO ZANY NY FOTOANA E
⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7
📍 Terrain BUT FOTSY, (ambanin’ny Fiangonana Advantista Malaza) Ambohijanaka
📅 Alahady 24 Aogositra 2025
⏰ Vita iray andro
– Depart 1/8 de finale
Droit: 25.000 Ariary (tsy misy frais d’arbitre)
depart 1/8 de finale
Vita iray andro
🏆 Fanomezana
Mpandresy: 150.000 Ariary
Resy Finale: 50.000 Ariary (Bonus Fair Play)
Resy Demi-finale: 10.000 Ariary (Bonus Fair Play)
ho an' izay vonona ny andray anjara dia antsoy ny 033 57 630 83
20/08/2025
⚽ TOURNOI FAIR PLAY - Foot à 7
📍 Terrain BUT FOTSY, (ambanin’ny Fiangonana Advantista Malaza) Ambohijanaka
📅 Alahady 24 Aogositra 2025
⏰ Vita iray andro
– Depart 1/8 de finale
Droit: 25.000 Ariary (tsy misy frais d’arbitre)
depart 1/8 de finale
Vita iray andro
🏆 Fanomezana
Mpandresy: 150.000 Ariary
Resy Finale: 50.000 Ariary (Bonus Fair Play)
Resy Demi-finale: 10.000 Ariary (Bonus Fair Play)
ho an' izay vonona ny andray anjara dia antsoy ny 033 57 630 83