L'Art du Soja
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from L'Art du Soja, Antananarivo.
Yaourt Soja, Steak Soja, Saucisse Soja, Mayonnaise Soja, Poudre masaka/manta, Tofu, Boullette de tofu
Orinasa ara-dalana manana NIF sy STAT
Transformation et formation agroalimentaire
21/08/2026
Rodorodon'ny Tantsaha andiany de faha-4
Andro faha-3 anio
Kianja Maki Andohatapenaka
20/08/2026
Mankasitraka t@ fanatronanareo anay teny @ kianja Maki androany.
Andro faha2 @ Rodorodon'ny Tantsaha andiany faha 4 anio
20/08/2026
Tonga ny fotoana hihaonan-tsika mivantana ety @ rodorodon'ny Tantsaha
Kianja Maki Andohatapenaka
19-20-21-22-23 Août 2026
Tongavà maro fa misy promotion aty an!
10/08/2026
Mankasitraka be dia be t@ fanohananareo anay t@ ity foire Fière Mada 2026 ity.
Vonona ny hanome ny tsara ho anareo hatrany izahay
09/08/2026
Mifarana anio ny @ ity 2026 ity.
Tongavà maro fa misy fihenambidy ho an'izay mandalo eo @ stand L'Art du Soja
Miditra vavahady ianao.
Dia manaraka à droite dia aty akaikin'ny Fialan-tsasatra izahay.
Mividy 250g dia lasa 300g
05/08/2026
Mankasitraka t@ fanohananareo t@ ity andro voalohany 2026 ity izahay equipe L'Art du Soja
Ny sary manambarà ny fankafizanareo aza na dia betsaka aza ny produit tsy tonga eny fa tampoka be ity ary efa tsy nanantena izahay
Stand 52 eo akaikin'ilay misy fakan'aina io no misy anay.
Tena mora hita kely
05/08/2026
Jour 1
Tongavà maro fa vonona ny handray anareo izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 05:30 - 21:00 |
| Tuesday | 06:30 - 17:00 |
| Wednesday | 06:30 - 17:00 |
| Thursday | 06:30 - 17:00 |
| Friday | 05:30 - 17:00 |
| Saturday | 06:30 - 17:00 |
| Sunday | 07:00 - 20:00 |