LION FORCE Gym

LION FORCE Gym

Share

Salle de sport qui vous propose un service incomparable et unique. Salle de sport, de Fitness et de remise en forme pour tout le monde

06/05/2026

🔥🔥

Iza no mbola tsy nanandrana? Matsiroooo anieeeee🥰 🔥🔥

Rahampitso atoandro ary ho an’izay mpankafy eeeh ‼️

be miaraka @
Paf: 5000ar



☎️ +261 34 25 013 69

01/05/2026
30/04/2026



Andro tsy hiasana rahampitso fa ny kosa dia miasa ho anao 🙏🏻💪🏽🔥

NDAO ARY IFANDORO KELY IARAKA AMNAY IZAY SAHY EEEEH 🔥🔥🔥🔥

Misy levona ndray eo rahampitso 🔥💪🏽💪🏽💪🏽



☎️ +261 34 25 013 69

22/04/2026

🔥🔥

Hitorajofo be indray zany sady ny andro otrany efa mangatsika zany zao mila mihetsiketsika 💃🏽💃🏽💃🏽

Rahampitso atoandro ary ho an’izay mpankafy eeeh ‼️

be miaraka @
Paf: 5000ar



☎️ +261 34 25 013 69

19/04/2026



Averina hatrany alo ny programme fa mbola misy tsy maharaka tsara Fona

Ireto avy ary ny andro misy ny :
Lundi, Mardi, Mercredi, Vendredi

Ny kosa dia toy izao manaraka izao daholo:
6ora maraina, maraina, maraina, atoandro, @5:30 ariva

Ho any rehetra tsy afaka amreo ora reo moa dia afaka tonga fona amzay ora mapety anao indrindra ireo zay Anao na

NY ÉQUIPE REHETRA DIA VONONA MANDRAKARIVA NY ANAMPY ANAO 💪🏽💪🏽



☎️ +261 34 25 013 69

08/04/2026

🔥🔥

Rahampitso atoandro ary ho an’izay mpankafy eeeh ‼️

be miaraka @
Paf: 5000ar



☎️ +261 34 25 013 69

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

3 Frères Andrefan’Ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 13:00