PATC

PATC

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PATC, Sports Club, Ambohinambo talatamaty, Antananarivo.

Photos from PATC's post 24/12/2023

Mankasitraka zalahy mitohy atrany n'y lalao tsika

Photos from PATC's post 22/12/2023

Vita ny kianja zalah Tongav maro Ary boulodrome ambohinambo talatamaty en face fjkm . Afaka milalao daholo n rehetra na Boss,amateur ,élite

Photos from PATC's post 20/12/2023

Vita ny kianja zalah ah afaka tonga milalao demain defa misy combat ao .

19/12/2023

Natao ity kianja ity MBA ho fapiroboroboana ny lalao kanety b sy ho fapianarana ireo maniry ianatra izany sy iditra club koa manasa anao aza itsidika azy eny ambohinambo talatamaty ..

Photos from PATC's post 19/12/2023

Efa an dala pamitana ny terrain manarapenitra pétanque ambohinambo talatamaty club ...izay anomboka ny samedi 23 izao n concours koa manasa tsikA rehetra ho avy ...ho avy n affiche

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ambohinambo Talatamaty
Antananarivo