03/12/2025
Salama daholo oooπ€©
Noho ny Antony fanavaozana ara materialy ka tsy Naha teo antsika fotoana vitsivitsy Dia indro fa misokatra ho antsika indray ny VSM mandrosoa Ivato ampitan'ny EPP koa manasa antsika rehetra indray ho Tonga hikarakara vatana sy hikolokolo fahasalamana eee
Ny coach Dia vonona hanome fahafahampo antsika hatrany amin'ny exercices rehetra toa ny cardio,musculation,remise en forme ..sy ny torohevitra maro samihafa momba ny kotrana
fotoana hisokafana ny Alatsinainy hatram zoma manomboka am 6maraina ka hatramin'ny 7 hariva...
tsy misokatra ny Sabotsy fa kosa misokatra ny Alahady tontolo
mankasitraka antsika rehetra Dia tongava maro
05/06/2024
Mamy anie wa le Mitaiza Vatana eπ€©π€©
Izay Mbola misalasala Tongava fa tsy nenina ioπ€©πππͺπ¦΅π¦΅ππππ
05/06/2024
Mazotoa hatrany Mitaiza Vatana π€©π€©
01/05/2024
Chez VSM π€©π€©π€©π€©
22/04/2024
Izay maka iany ange hoy Aho no mahazo eπͺπͺ
Mila manana faharetana kely fotsiny π€©π€©
Mazotoa daholo ary hamakivaky ity Herinandro ity
08/04/2024
Client Satisfait π ,Mankasitraka hatrany nametraka Fitokisana π€©
_ Mbola Misy hatrany ho anao izay mbola tsy nahazo
_ Sac de frappe 01 mètre
_ Sac de frappe 90 cm
_ Halthere pour femme π€©
_ Pois pour cheville
_ Barre 1,20 mΓ¨tre ππ€©
_ en face SST Mandrosoa Ivato
Afaka manao livraison , mandefa amin'ny Faritra Rehetra π
05/04/2024
Andao mba hijery hozatrozatra eny Ivato eny e!
Rahampitso Sabotsy ao @ Mining business center Ivato
Mba tohano raha misy solontenanareo enyπͺπͺπͺ