17/06/2024
Ny hoavintsika ao arina dia miankina amin'izay ataontsika anio iany💪🏼
Sportif un jour, sportif pour toujours !
17/06/2024
Ny hoavintsika ao arina dia miankina amin'izay ataontsika anio iany💪🏼
03/06/2024
Kkkk
05/05/2024
Ndraindray Miaiky mintsy elah rehefa mivoka ansalle hoe ay ve elah mahavita anreny, muscle amnio en congestion tsara be😁, de aveo tena mahatsapa ko rehefa hanao repos amin'ny alina hoe tena repos mérité ☺️, ka raha mivoka salle fa tsy mbola nahatsapa anzao de zara fa vita ndray zay le kotrana efa nosamborina kely fotona nanaovana azy! Tsy namantsika ny petatoko
04/05/2024
Zay ivavahanlisany aloha de lazao tsara azy hoe le V aiza no tina ho azo😏🤣,
Hoanle efa V ambony ka tsy maintsy solaina de aleo mba dos ndray ny atao V ee☺️
Lay V tedavina/lay V azo
03/05/2024
Tamin itony mbola volana maromaro no nikotranana fa mbola tsy taona maromaro!😉😊 Ka aza kivikivy mintsy rahalahy sy ranabavy isany!
01/05/2024
"Lorsque tu te défies toi-même, tu deviens une meilleure version de toi-même" Zay 'ne tena nanomboka le ovy nitsiry mintsy tany amdebut ani game vo lasa pomme frite 😝Sasany nefa efa le ovy madio no manomboka mbola kamokamo iany!
Matetika ny voalaza fona hoe mila misy motivation vo vita, mila anzao sy zao, efa mahita resaka be erakfb sy eny rehetra eny, ndraindray ko nefa hoe vonona fotsiny de avela ani daholo lo ny filazan'ny hafa hoe tsy mety raha tsy zao sy zao vo manomboka fa tairina fotsiny! Andramo aloha!