19/06/2026
♟️Fotoana Milay Be 2.0♟️
Mikotrana be enao (na koa tsia😅) dia avy eo mifampitsapa sy mifampizara ato amin'ny club😁
Isaorana ry zareo avy ao Ambohipo, club CEJCA, tonga nifampizara traikefa tato amin'ny club ICA.
11/06/2026
♟️Fotoana Milay Be♟️
Kotrana 💪
Fizarana 📚
Filakoana ⚔️
19/04/2026
♟️Kitsakitsana dia mampihatra lesona avy hatrany😎
10/04/2026
Nitongavan'ny mpanafika tao ny club tamin'ny Asabotsy🦾♟️
Mahafinaritra e 😎
03/04/2026
Yoooo🔔
Pro Chess rahampitso ao amin'ny club ICA 😎♟️
Toerana tsy miova😉
27/03/2026
Yoooo😎
Aza hadino ny fotoanantsika ao amin'ny Club rahampitso♟️
Toerana : Ampandrana
Fotoana : Asabotsy amin'ny 9 ora
Fanazavana fanampiny ao amin'ny MP🤝
21/03/2026
Tahaka izao ny ambiance ao amin'ny club isaky ny Asabotsy🔥🎶♟️
Aleo ny sary no hiteny azy😎
18/03/2026
🏛️ Le club ICA vous ouvre ses portes ! 🏛️
Envie de reprendre les échecs ou de débuter?♟️
Notre communauté s'agrandit et n'attend plus que VOUS ! 🚀 Venez échanger, apprendre et jouer dans une atmosphère détendue et conviviale. ✨
🤝 Tous niveaux et tous âges bienvenus
💡 Progressez à votre rythme
🔥 Relevez de nouveaux défis
📩 Contactez-nous dès maintenant en MP pour plus d'informations !
On a hâte de vous voir devant l'échiquier ! 👋👋
15/10/2025
Amin'ny alahelo lehibe no nandrenesana fa nodimandry ny Raiamandreny no sady zokibe RAMBALOHERY JOSÉ, izay mpikambana ato amin'ny club ICA.
Ny fianakaviamben'ny mpilalao Échecs sy ny Club ICA dia maneho ny fiombonan'alahelo sy mitondra ny teny fankaherezana ho an'ny fianakaviany sy ireo akaiky azy rehetra.
Misaotra anao nitondra tsiky ho anay foana isaky ny fihaonana.
Mandria am-piadanana Tonton Rambalo🕊️