INDRI COUPE

INDRI COUPE

Share

By AVMC-EVENTS

08/09/2025

Voici notre position!
1. Les colonnes du tableau
J → Matchs joués
G → Matchs gagnés
N → Matchs nuls
P → Matchs perdus
Dif. → Différence de buts (buts marqués – buts encaissés)
Pts → Points (3 points pour une victoire, 1 pour un nul, 0 pour une défaite)

28/11/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events FINALE " 01 décembre 2024 "

Fandaharana amin'ny manasa dalana ao amin'ny INDRI COUPE - Aza adino ity hetsika ity! ⚽

📅 Daty : 01 Décembre 2024
⏰ Ora : Manomboka amin'ny 09h40 maraina
📍 Toerana : Terrain synthétique annexe MAHAMASINA.

🎉 Aza adino ihany koa ny fientanentanana amin'ny manasa dalana!
Na ianao mpanohana be na mpankafy baolina kitra fotsiny, dia ho feno herim-po sy fahafinaretana ny atmosfera. 🔥

💵 PAF (Vidin'ny Fidirana) : 2000Ar
📲 Raha mila fanazavana fanampiny, mifandraisa aminay amin'ny hafatra miafina na antsoy mivantana izahay !

Tongava maro ary manohana ireo ekipa tianao!

COUPE

20/11/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events1/2 FINALE " 24 Novmbre 2024 "

Fandaharana amin'ny manasa dalana ao amin'ny INDRI COUPE - Aza adino ity hetsika ity! ⚽

📅 Daty : 24 Novambra 2024
⏰ Ora : Manomboka amin'ny 12:30
📍 Toerana : Kianja sintetika Talatamaty

🎉 Aza adino ny fientanentanana amin'ny manasa dalana!
Na ianao mpanohana be na mpankafy baolina kitra fotsiny, dia ho feno herim-po sy fahafinaretana ny atmosfera. 🔥

💵 PAF (Vidin'ny Fidirana) : 2000Ar
📲 Raha mila fanazavana fanampiny, mifandraisa aminay amin'ny hafatra miafina na antsoy mivantana izahay !

Tongava maro ary manohana ireo ekipa tianao!

COUPE

19/11/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events 1/2 FINALE " 24 Novmbre 2024 "

08/11/2024

⚽️MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AAVMC-Events
Ny lalao andrasana dia miverina! Mitohy ny manasa dalana ao amin'ny INDRI COUPE ary vonona ny ekipa hiady ho an'ny toerana amin'ny famaranana!

🗓️ Daty ho an'ny lalao :

Alahady 24 Novambra 2024
Alahady 01 Desambra 2024
Alahady 22 Desambra 2024
📍 Aza adino ny hanatrika ireo fotoana manaitra ireo mivantana!
Mankasitraka amin'ny fanohanana ny ekipa tianao! 🔥
Hivoaka tsy ho ela ny fandaharam-potoana !!!

🔴 Aoka isika hihaona eny amin'ny kianja! 🟡

29/10/2024

👉Ry mpandray anjara, miala tsiny amin'ny fahataran'ny fifaninanana, noho ny olana anatiny.
Azonay ny ahiahinareo hoe mbola hitohy ve ny lalao sa tsia?
Voarainay avokoa ny fitarainanareo.

Koa vaovao mahafaly no ho lazainay anareo androany 🫶.
⚽️🥁🪘 Miverina ny lalao ary hitohy amin'ny dingana manasa-dalana (demi-final) izany.
Ka ny mpandresy farany no hibata ny amboara 10.000.000 ar.
Misaotra amin'ny fanohananareo.❤️

Ny ekipa indricoupe 🩷.

Photos from INDRI COUPE's post 23/07/2024

⚽️MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events😉
🟤👉Noho ny fandaminana sy ny fanatsarana izay atao ny ekipa ato amin’ny INDRI COUPE dia tsy mbola hisy «match» isika ny Alahady ho avy izao fa ho ampafantarina miandalana ihany ny fandaharana rehetra.🗓
Mankasitraka tompoko!🙏
📷SARY QUART DE FINALE⚽️ : 14 Juillet

Photos from INDRI COUPE's post 18/07/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events😉
Ny Ekipa solida tao amin'ny Secteur 2💪, nandritra ny 1/4 de finale tamin'ny Alahady 14 Jolay lasa teo.

Photos from INDRI COUPE's post 17/07/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events😉
Ny Ekipa solida tao amin'ny Secteur 1💪, nandritra ny 1/4 de finale tamin'ny Alahady 14 Jolay lasa teo.
Iza ny ekipa notohananareo?
Misaotra ny Ekipa rehetra nilalao fa niady ny fifanintsanan'ny samy mafy🔥.

👉Ankoatra izany, noho ny fandaminana dia tsy hisy ny "match" amin'ny faran'ny herinandro izao fa ho ampafantarina miandalana ihany ny fandaharana rehetra.
Mankasitraka tompoko!

Photos from INDRI COUPE's post 16/07/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events😉1/4 de FINALE " 14 Juillet 2024 "
👉 Valin'ny lalao ho an'ny Secteur II nandritra ny 1/4 de finale tao amin'ny stade municipal Alarobia

Photos from INDRI COUPE's post 16/07/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events1/4 de FINALE " 14 Juillet 2024 "
👉Ireto indray ary ny valin'ny lalao ho an'ny Secteur I nandritra ny 1/4 de finale tao amin'ny stade municipal Alarobia
Samy mafy ny mpifanandrina ka nisy, noho izany, ny lalao niafara tamin'ny "Tirs aux buts"🥅⚽.
Nisy ireo voatery handao ny lalao, ary hisy ny hanoy ny lalana ho amin'ny mafimafy kokoa💪.
👉Any amin'ny "1/2 finale" indray ary ny fifaninana hihaon'ireo Ekipa tafiakatra amin'ny dingana manaraka🏆.

12/07/2024

⚽️ MIARA-TAFA, MIRAY ANATY KITRA⚽️
AVMC-Events 1/4 de FINALE " 14 Juillet 2024 "
⚠️ FILAZANA ⚠️
Noho ny fandaminana azo avy amin'ny tompon'andraikitra, dia voatery haroso amin'ny 08 MARAINA ny lalaontsika amin'ny Alahady 14 Jolay ho avy izao. Izany dia noho ny fisian'ny PFL izay hotanterahina ao amin'ny Stade Alarobia, ny Alahady hariva manomboka amin'ny 02h30.
♦️Marihina fa tsy misy miova ny fandaharan'ny lalao sy ny mpifanintsana fa ny ora ihany no naroso.
Mankasitraka indrindra tompoko ary mamerina ny fialantsiny.😔

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility?

Telephone

Website