23/10/2025
It's by Willy❤
❤️🔥Ireto kosa ataoko CADEAU DE DÉPART anareo eee! Ny iray nangalarin’ilay ankizy niasa tato an-trano niaraka t@ chargeur🥹 Manontany tena za ato hoe «nitondra soa ho anao àry ve izay ilay IPhone Vert nentinao any?» Mbola tsy tara raha izao vao HIOVA fa aza adinoina ny soa sy fitiavana nomeko anao anh!!!Teo foana anie za ho anao eee!Ary ho eo foana raha miova ianao
12/02/2025
11/02/2025
23/02/2024