07/01/2025
Sans nature espace verte
, rien de "paradise in this picture"
👉ASTUCES SOINS CHEVEUX TYPE 4 C🌺
07/01/2025
Sans nature espace verte
, rien de "paradise in this picture"
L'ANNÉE PASSE, UNE NOUVELLE ANNÉE VA BIENTÔT COMMENCER, NE TE PRECIPITE PAS, NE T'ENDORS PAS.
TU N'AS PAS LE CHOIX,
MAIS TON CHOIX EST DE TA RESPONSABILITÉ.
LÈVE TOI, BÂT TOI POUR TA RÉUSSITE ENCORE ET ENCORE
QUE 2025 SERA UNE ANNÉE DE PROSPÉRITÉ POUR TOUS💪🎇
" Gana 🦆 mamana atodim-boay, mikarama rano hoandroagny"
FAMILY IS FOREVER ❤️
IL FAUT FUIR A LA PENSÉE ENVAHISSANTE
06/09/2024
🤣
05/09/2024
On ne peut s'empêcher de vieillir, mais on n'est pas obligé de vivre en vieux.
Manana zo hifaly sy hiala voly💕
05/09/2024
Aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana🤗
TSY MISY ZAVATRA RATSY INDRINDRA MIIHOATRA NY "MITIA"...HAFA TSY NY "TSY MITIA " .🤔🙄🤣
03/09/2024
Toro-hevitra fanomanana ny fiverenana an-tsekoly (rentrée scolaire):
1- Mizatra matory aloha sy mifoha aram-toana mba tsy ho tara
2- Haverina apetraka ny fazarana(routines) nandritra ny taompianarana fa efa tapitra izay ny fialan-tsasatra.
3- Homanina tsara ny fitaovam-pianarana, asiana anarana.
4- Ferana ny fotoana hijerena hainoaman-jery sns...
03/09/2024
Manàna fahasahiana, fa ny valala tsy indroa mandry ambavahady...
Nefa..lahy tokana ny aina, aza mananika hazo marefo ...
D'une part,ce qui ne risque rien, n'a rien..
D'autre part, ceux qui ne font rien, ne se trompent jamais..à vous de choisir 🤔