Mifanampy

Mifanampy

Share

Abone fona ny page 🇲🇬 🥰
Mbola Maro no asa enligne ho zaraina amin'ny nareo ato gratuit daholo

07/05/2026

🚨 Hoanareo izay manontany, efa azo atao ny manao retrait ilay Quotas azo tamin'ny Live tamin'ny alahady teo iny fa any aminy 10 à 18 Juin vao tonga a aty portefeuille 💼

06/05/2026

Ra anao asa enligne enao de Atoshi no tena mety
mpayé ✅

03/05/2026

Misaotra an'i Leomars Liao aloha fa mba nahazo kely anakiray🎉💸..

Arabaina daholo ireo nahazo ary courage kosa wanle efa tena niezaka nefa tsy nahazo. Lalao moa ilay izy ka amin'ny manaraka indray manao misimisy..

03/05/2026

Voalohany ihany MBA nahazo de ts nahazo tsony 🤣
1😭😅

Photos from Mifanampy's post 01/05/2026

🎁 15 000 𝗨𝗦𝗗𝗧 𝗡𝗔 63 000 000𝗔𝗥 𝗛𝗢 𝗭𝗔𝗥𝗔𝗜𝗡𝗔 💸🎉

Misy 𝗟𝗶𝘃𝗲 manokana miaraka amin’i 𝗟𝗲𝗼𝗺𝗮𝗿𝘀 𝗟𝗶𝗮𝗼, mpanorina ny ATOSHI izay hizara vaovao lehibe momba ny fandrosoan’ny projet sy ny dingana manaraka.
⏰ Daty : 03 𝗠𝗔𝗜
🕓 Ora Madagascar : 4:00 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗲𝗼 𝗵𝗼 𝗲𝗼

🟢 𝗛𝗢𝗗𝗜𝗡𝗜𝗛𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗢 𝗟𝗜𝗩𝗘 𝗜𝗢 :
✅ Ny fivoaran’ny ATOSHI amin’izao fotoana izao
✅ Ny dingana manaraka sy fanokafana bebe kokoa ny système na ny MAINNET
✅ Fanavaozana sy nouveautés ho avy indrindra ny Retrait
✅ Ny hoavin’ny communauté ATOSHI

💡 Mainnet dia dingana lehibe hahatonga ny projet hivelatra tanteraka kokoa sy hananan'ny ATOS lanja bebe eo amin'ny sehatrin'ny échange. Izany no mahatonga olona maro miandry azy io.
____________________________________________
🟢 𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗗 𝗣𝗔𝗖𝗞𝗘𝗧:
Misy ihany koa 15 000 USDT na 63 000 000AR💰 hozaraina mandritra io live io izay ho zaraina amin'ny alalan'ny code red packet 😍🔥. Izy ity dia fanomezana surprise zaraina rehefa misy événement ao amin'ny ATOSHI GLOBAL, izay azahoana quota hoan'izay tsara vintana. Ny fomba fizarana azy dia alefany tsikelikely eny anelanelan'ny live eny ka mazava ho azy fa mila manaraka raha te handray anjara.

💡 Tamin’ny événement taloha mitovitovy amin’izao dia betsaka ireo gasy nahazo ka mety mbola toy izany ihany koa amin’ity indray mitoraka ity. Nisy ny nahazo 130 000ar hatramin’ny 630 000ar tamin'izany ary mazava ho azy fa tao ireo nahazo 0ar be izao, satria tsy nanaraka fanazavana sy ireo toromarika ary conseils. Noho izany dia mbola ho atao publication ihany ny mombamomba ny fanaovana azy sy ireo tokony hatao sns ary ireo izay ahitana ilay live.

____________________________________________
⚪ 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗧𝗘 𝗛𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔:
1️⃣ Mila manana compte ATOSHI aloha
2️⃣ Tsara raha vita KYC ny compte
3️⃣ Manaraka akaiky ny Live sy ny groupe officiel
Aza misalasala miditra mp
Ao amin'ny comonteur n'y fanazavana fanampiny 🥰

15/04/2026

Bonjour e
Tonga adroany n'y retrait tao amin'ny ATOSHI
Mbola mampianatra anireo olona ts manao Atoshi za gratuit fona

Mandefa mp fa atoroko enao
Andao ra anao retrait par mois
otranay 😃

02/04/2026

⚠️ Zava-dehibe ho an'ny Vérification kyc ⚠️

📋Mba ho afaka handray ny valikansasaranao sy hanao retrait amin'ny MainNet, dia ilaina ny mahavita ny Vérification kyc 1 s'y 2 Raha tsy vita izany:
Tsy ho afaka handray ny vola amin'ny MainNet ianao. 😞
Tsy ho afaka hanao retrait na manohy ny fandraisanao anjara amin'ny Atos.
Aoka ho mailo! 🛑
Raha tsy mahavita ny Vérification kyc ianao, dia ho very ny fahafahanao mahazo tombony avy amin'ny MainNet. Noho izany, aoka hiezaka ny tsirairay, satria zava-dehibe izany mba ahafahanao manao retrait mandritra ny MainNet!

Ao amin'ny Comonteur n'y ..
Lien d'inscriptio
Tuto vérification kyc
Tuto n'y asa atao isanandro
Tuto fanaovana retrait

01/04/2026

:🔥ATOSHI GLOBAL 🔥

Ity no tena azahoan'ny olona vola betsaka indrindra @ izao satria dia 30$/mois eo minimum no azon'ny olona @ izy ity.

Ho an'izay mbola tsy mahalala kosa dia ny Atoshi global dia Airdrop crypto iray izay mizara ATOS gratuit ho an'ireo mpitrandraka rehetra .⛏🪙
Tsy toy ny Airdrop rehetra anefa izy ity satria dia efa afaka atao retrait na dia mbola en phase de testnet ary fa kosa misy condition😲( Mbola ho jerentsika etsy ambany ). Ny mainnet kosa dia vinavinaina eo @ Q2 2026 eo✅

Inona avy ary ny zavatra atao ao aminy? 💼
✅ Enregistrement quotidienne (Important be)
✅ Tirage quotidienne
✅ Tâche simples ( toy ny follow, mijery pub,....)
✅ Invitations d'amis ( tsy obligatoire)

Inona indray ary ireo condition de retrait ? 🤔
✅ Mila mahavita KYC 1 et 2 aloha voalohany indrindra ( Sans KYC=Pas de retrait)
✅ Mila mahatratra ny minimum retrait 10$
✅ Mila mahatratra 100 Quota de retrait minimum
100 Quota =100ATOS
▶Ireto avy no ahafahana mahazo Quota de retrait:
➡Série d'enregistrement quotidienne de 30 jours
➡Tirage (SPIN)
➡Glory board
➡ Activité hafa @ réseau sociaux
✅Mila manana 2 ATODOLLAR atao frais de gaz

Isakin'ny inona indray isika no afaka manao retrait? 📆
Rehefa fenontsika ny min retrait 10$✅, 100 Quota ✅ ary manana 2 ATODOLLAR anaovana frais de gaz isika ✅ dia afaka manao demande de retrait isakin'ny 1️⃣8️⃣ hatramin'ny 2️⃣8️⃣ du mois.

Koa raha te ahazo vola be ary ianao isakin'ny fin du mois dia aza misalasala intsony fa ataovy ny inscription dien'izao ary alaivo ny anjaranao 💰🏃🏻
👉🏻 Lien d'inscription : https://invite.atoshi.org 🔗
👉🏻Referal code : X6JXGY 🎁 ( Aza adino ny mampiditra azy ity fa azahoanao 23000 ATOS sy 0.2 ATODOLLAR be izao )

Aza adino ny mandefa mp amiko rehefa avy nahavita inscription @ lien sy nampiditra code referal fa ho ampidirina groupe de discussion 😉🤑

01/04/2026

Lasa indray ity ny GLORY BOARD MOIS de Avril ato @ ATOSHI🤩🏆

Inona moa ilay GLORY BOARD? 🤔
Glory Board dia fifaninana isam-bolana ka izy mahazo ATOS vérifié betsaka indrindra ka tafiditra ao @ TOP 1️⃣0️⃣0️⃣ no mahazo loka 🎁

Toy izao ny fandehan'ny récompense :
Laharana Mahazo Quota Valeur
1 5000 ATOS 400 $ ~1760000 Ar
2-3 3000 ATOS 240 $~1056000 Ar
4-10 1500 ATOS 120 $~ 528000 Ar
11-20 1000 ATOS 80 $~ 352000 Ar
21-50 750 ATOS 60 $~ 264000 Ar
51-100 500 ATOS 40 $~ 176000 Ar

Inona avy ary no tokony atao?📋
✅ Mila manao inscription aloha voalohany indrindra
✅ Mila mahavita KYC 1 et 2 , ity dia teneniko foana fa OBLIGATOIRE raha tianao ny hanao retrait @ ATOSHI, tsy KYC 1 fotsiny fa KYC 2 ihany koa. Sans KYC=Sans retrait
✅ Activena foana ny minage isakin'ny 24h
✅ Vitaina ireo karazana tâche par jour
➡Ny tanjona dia ny azahoana ATOS betsaka indrindra

______________
👉🏻Lien d'inscription : Ao @ coms 👇🏻

Aza adino ny mandefa mp amiko rehefa avy nahavita inscription @ lien sy nampiditra code referal fa ho ampidirina groupe de discussion 😉🤑

30/03/2026

🚀Izay vonona hanao ATOSHI. Tongava MP fa guideko A-Z ianao🤑

30/03/2026

Rampitso ny retrait Atoshi
Mardi 31 mars 🤑🥰
ze manana 100 Qouta
de efa afaka manao retrait

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


0000000000
Antananarivo