12/09/2022
En 2001, pendant un match entre le Bayern Munich et Manchester United, un fan de United est entré sur la pelouse avec le maillot de Manchester United en faisant croire qu’il faisait partie de l'équipe.
Personnes ne remarquera et il réussira même a même prendre la photo avec les joueurs de Manchester United 😂😂
24/05/2022
Anything can happen in football..👀
01/04/2022
THE 2022 FIFA World Cup GROUPS ARE SET 🙌🌍
25/03/2022
⏰ RESULTS ⏰
✅ Sweden, Wales, North Macedonia & Portugal are into the next round...
Who impressed? 🤩
06/06/2021
🇲🇬😄LALÀNAN'NY BAOLINA KITRA FONY FAHAZAZA :
1. Ny matavy indrindra no mpiandry harato
2. Tsy misy fehi-potoana fa tapitra ny lalao rehefa reraka daholo ny rehetra (ankoatra ny Lalàna faha-6)
3. Tsy raharahina ny marika, ny nahafaty baolina farany foana no mpandresy
4. Tsy misy mpitsara (arbitre)
5. Tsy misy hadisoana raha tsy tena marary be
6. Tapitra ny lalao raha tezitra ny tompon'ny baolina
7. Tsy mahazo iray ekipa ny 2 mahay indrindra fa mizara dia misafidy ny ekipany
8. Fahafaham-baraka ny voasafidy farany
9. Raha misy penalty dia soloin'ilay mahay be amin'ny ekipa ny mpiandry harato
10. Raha lasa lavitra ny baolina dia izay nandaka no maka
11. Esorina akanjo ambony ahafahana manavaka ny ekipa
Zarao sy ampio raha niaina ireo ianao 😁