Acacia Stadium Antsahameva

Acacia Stadium Antsahameva

Share

Terrain synthétique pour foot à 7 ou à 5 basé à Antsahameva Ankatso.

22/12/2025

Salama daholo oh.
Tapitra ny Tournoi tany Ampahimanga, Arabaina manokana ny Premium tamin'ny fandresana azony nanoloana ny ekipantsika 🙏 🙏 💪 💪 ⚽️ , manetsa be mbola ho avy.
Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra.
Alefa foana zalahy a.
Manaova fety sambatra daholo dia samia tahian'Andriamanitra daholo 🙏 🙏

FINAL Talenta CUP 2025.

Nahafinaritra tokoa ny lalao.
Etoana dia hisaorana manokana n'y ekipa roa TONTA (PREMIUM sy ACACIA) satria dia tena naneho lalao mendrika sy tao anaty fifanajana tanteraka.
Tsy nisy ny ady, ny anti-jeux, ny fifandrangitana. Nanomboka teo amin'ny contrôle hatramin'ny fizarana ny amboara.

IZAY TOE-TSAINA TOKONY HANANAN'NY MPANAO FANATANJAHANTENA REHETRA.
MY GAME IS FAIR-PLAY.





CAP MADAGASCAR
SAMDI
FENO Frip
Saveurstropic
CRA- Commune Rurale Ampahimanga

17/12/2025

Salama daholo oh.
Kotrana androany niarahana tamin'ny zokibe Rakapy. Mankasitraka indrindra fa tsy moramora izany hiatrika lalao famaranana izany. 💪 ⚽️ 🥅 🏆

Anicet Abel
Alefa foana ry zalahy ah. 🙏

15/12/2025

Salama daholo oh 🥰🥰
Arabaina daholo ry zalahy tonga amin'ny dingana famaranana. Bravooo be 👏 👏.
Amin'ny Alahady izao ndray ny fotoana, manome ny maximum ahazoana ny amboara 🏆 🏆 🏆
# au final 🙏 🙏
Alefa foana 💪 💪 ⚽️ 👌
Bonne semaine daholo oh 🙏

🏆 FINAL BE 🏆 Talenta CUP

AMIN'NY ALAHADY IZAO ARY NY FOTOANA FARANY EO ANJARIDAINA AMPAHIMANGA

MANOMBOKA ny LALAO.
Premium Football Club sa Acacia Antsahameva no hibata ny loka 2️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ar

🏍️🛵HIVERINA HIANY KOA NY COURSE MOTO HAFAKELY.

NY LOKA HO AN'NY MPIJERY HITOMBO BE DIA BE (finday, vary, menaka, nofon'kena, maillot, koveta, kojakoja, sns...)

MISY KOA NY LOKA MANOKANA AVY AMIN'IRETO EKIPA ROA TONTA ⚽⚽⚽

FIDIRANA: 1.000ar

CAP MADAGASCAR
FENO Frip
SAMDI
Saveurstropic
CRA- Commune Rurale Ampahimanga

09/12/2025

Salama daholo oh. 😊
Ndao anohana ny ekipantsika ny Alahady ho avy izao : 14 Desambra 2025.
Mila mandresy isika
Alefa # 💪 ⚽️ 🥅

Photos from Acacia Stadium Antsahameva's post 15/11/2025

Salama daholo oh.
Weekend ny andro dia andaho ikotrana kely, ny manao baolina manao baolina, ny makamaka forme maka forme. Anao ny safidy 🥰⚽️ 🙌 💪 👌 🙌 🏃‍♂️
Merci Anicet Abel 🙏

Photos from Acacia Stadium Antsahameva's post 04/11/2025

Misokatra ho antsika rehetra ny ACACIA FITNESS Antsahameva manomboka ny Alakamisy 06/11/25 izao,ka ho fanokafana izany aminy Fomba Ofisialy dia GRATUIT / MAIMAIMPOANA ny 8:00h jusqu'à 12:00h ny maraina ny Alakamisy 06. Nov izao. 💪 train 🚆 🏃‍♂️ 🏃‍♂️ 🏃‍♀️

28/10/2025

Salama daholo oh 😊
Malalaka ny terrain ny Sabotsy 01.Nov amin'ny 10 hatramin'ny 1 0ra tolak'andro.
Afaka miantso avy hatrany izay anao reservation. ⚽️ 🥅 💪

Photos from Acacia Stadium Antsahameva's post 20/10/2025

Salama oh.
Sary vitsivitsy nandritry ny match amical niarahana tamin'ny Ecole de Foot de Tana ( E.F.T) ⚽️ 👌 😀 💪
Mankasitraka antsika rehetra hatrany oh.
Bonne semaine daholo 🙏

20/10/2025

Bravooo be ANICET ACACIA ACADEMIE. Arabaina ny ekipa rehetra, ny mpikarakara ary indrindra ny Coach. Manesta be mbola ho avy ⚽️ 💪 💪. Alefa foana 👏 👏 👏

Talenta CUP
Acacia s'envole en demi-finale après une victoire 1-0 face à dans un match très très serré.
Prochain match ce dimanche 26 octobre
et Us pro
______________
Ny ACACIA (ANICET ACADEMIE) no ekipa voalohany tafiakatra amin'ny dingana manasa-dalana ny rehefa nandresy an'i BRINX tamin'ny isa 1-0 tamin'ny alalan'ny baolina tokana matin'i Azur tany amin'ny minitra faha 65.

Hitohy ny alahady izao ny lalao ampahefadalana ka ny VITALES avy etsy Miadanimamo sy ny US PRO avy any Antananarivo indray no hifandona amin'izany.

Marihana fa manomboka eto dia hisy foana amin'izay ny fizarana fanomezana ho an'izay mpijery baolina tsara vintana.







CRA- Commune Rurale Ampahimanga
CAP MADAGASCAR VOYAGES MALAGASY FENO Frip SAMDI ÊKHÔ Sport Saveurstropic

15/10/2025

Alefa Anicet Acacia Academie. Manohana hatrany izahay. 💪 💪 ⚽️ 🥅

Talenta CUP
NDAO ARY, QUART DE FINAL,
ALAHADY 19 OCTOBRE IZAO
Acacia (ANICET ACADEMIE) 🆚️
(MORAFENO)

IZA NO HO TAFIKATRA DEMI-FINALE HOY IANAREO ?

Manomboka eto dia hisy ny fisarihana azahoana ho an'izay mpijery baolina tsara vintana avy amin'ny mpikarakara.
Fidirana tsy miova: 500ar

24/08/2025

Arabaina hatrany rakizy ah. Bravo be mints 💪 💪 ⚽️ 🥅. Tohizo hatrany ny ezaka.

Talenta CUP >>> ACACIA ANICET ACADEMIE (ANTSAHAMEVA)
DEUXIÈME ÉQUIPES QUALIFIÉ en quart de finale, après une victoire facile contre l'équipe du FCBN Mangatany sur le score sans appel de 4 à 0
Prochain match: DIMANCHE 07 SEPTEMBRE À 14H00: 🆚️

CRA- Commune Rurale Ampahimanga
CAP MADAGASCAR VOYAGES MALAGASY
FENO Frip SAMDI ÊKHÔ Sport Saveurstropic

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antsahameva Ankatso
Antananarivo
101