Kuroko no basket ? Vazah
King Of The Court Mada
Plonge dans l'intensité du basketball 1v1, où chaque joueur défend son titre de roi du terrain. Prêt à dominer ?
Rejoins-nous pour des duels épiques et découvre qui mérite vraiment la couronne.
Rendez-vous Alakamisy Fenoarivo 🔥
Tournois 5x5 contactez Andry Avo
Best dunker for his height Vazah
🔥🔥
Promotion programme premium SEULEMENT valable jusqu’à demain 23:59 ‼️
Efa ho avy ko zao ny tournois 5x5 eny Alakamisy Fenoarivo ‼️Organiser par Andry Avo et co
Terrain Fenosoa Alakamisy Fenoarivo 🔥
Contactez : 0329969121
Vazah the highest jumper on the squad
L’Andoniste Vs Vazah 🔥
Hoan’ireo te hilalao afaka tonga mp ihany ko
02/08/2026
“Raha 1m95 zah izao 15 ans, possible ve tonga 2m rehefa 18 ans?”
Otran’izao ny karazana fanontaniana hitantsika matetika ato am Facebook ato
Ny marina dia…
Ny génétique no tena mamaritra ny alavanao.
👉 Ny zavatra voalohany jerena dia :
1️⃣ Ny ray aman-dreninao sy ny fianakavianao (avy amin’ny lafiny papa sy maman).
Raha maro ny olona lava ao amin’ny fianakaviana, dia lehibe kokoa ny mety ho lava koa ianao.
Fa tsy mijanona eo ihany.
Mba hahafahanao mahatratra ny potentiel génétique-nao, dia zava-dehibe koa ny :
🥗 2️⃣ Sakafo ara-pahasalamana
😴 3️⃣ Torimaso ampy
🏀 4️⃣ Fanatanjahantena sy fiainana salama
Ireo dia tsy voatery hampitombo ny alavanao mihoatra ny génétique, fa manampy ny vatana hivoatra araka izay tokony ho izy.
💡 NB : Mety ho fohy ny ray aman-dreninao nefa ianao lava kokoa. Nahoana? Satria ny génétique dia fitambaran’ny gènes avy amin’ny fianakaviana iray manontolo (ray, reny, raibe, renibe…), ka mety hiseho aminao ny toetra izay tsy dia hita loatra tamin’ny ray aman-dreninao.
‼️Misy ihany ko ny olona sasany mandeha aloha ny fitombony dia mijanona mialoha ihany ko sahalany Bam adebayo 14 ans 2m05 ary nijanona tamin’io alavany io izy hatramin’izao 29 ans,
Misy kosa nefa ny olona sahalan’ny Anthony Davis izay 15 ans 1m91 izay lasa 2m11 tampoka rehefa 17ans ‼️ (génétique foana ny anton’izay)
🏀 Tadidio : aza mifantoka amin’ny zavatra tsy voafehinao (ny alava), fa mifantoha amin’ny zavatra azonao hatsaraina isan’andro : ny tanjaka, ny explosivité, ny technique ary ny discipline. 💪
Demain misy video kely miaraka amlery 🥱
🏀 Infos sur Jessé
* Âge : 15 ans
* Taille : 1m80
* Envergure : 1m90
* Poids : 67 kg
* Club : MFB - BBCM Morondava
💬 Notre avis :
Jessé est un joueur avec un très gros potentiel. Malgré son jeune âge, il montre déjà de belles qualités :
✅ Polyvalent
✅ Bonne mobilité
✅ Physiquement solide pour son âge
✅ Une envergure de 1m90, un atout très recherché dans le basket de haut niveau, notamment en défense et près du cercle.
📈 Les axes de progression
* Développer davantage son explosivité.
* Continuer à améliorer son QI basket (lecture du jeu, prise de décision, anticipation).
Avec du travail, de la régularité et un bon encadrement, Jessé possède les qualités pour viser un très haut niveau, notamment au poste de meneur.
🔥 Ce n’est que le début. Nous suivrons son évolution de près. 🇲🇬🏀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo